CFM: Hanao fihanianana izy 33 mpikambana

  • mercredi, 13 septembre 2017 13:52
  • Britto

Notontosaina tao amin’ny Fitsarana Tampony androany alarobia 13 septambra ny lanonana ara-pitsarana handraisana ny fihanianan’izy 33 mianaka mpikambana ao amin’ny CFM (Conseil du Fampihavanana Malagasy).

Aorian’ny fihanianana dia hivory handrafitra ny Birao maharitra ny mpikambana. Etsy amin’ny ANS Ampefiloha, misy ny FFM (Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy) ihany no hisy ny foiben-toeran’ny CFM.

 

Commentaires (40)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa