Tolagnaro: Hampiantrano ny fivorian’ireo Ben’ny Tanànan’ny tanandehibe

  • mardi, 12 septembre 2017 21:49
  • Britto

Hanatanteraka fivoriana eto an-drenivohitry ny faritra Anosy ireo Ben’ny Tanàna avy amin’ireo tanandehibe eto Madagasikara. Hanomboka ny zoma 15 septambra izany ary haharitra telo andro.

 

Commentaires (52)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa