Morondava: Mpanjono miisa 72 nozaraina karatra matihanina

  • lundi, 11 septembre 2017 10:16
  • Britto
  • Sary Sobika Morondava

Nomena karatra ny mpanjono, nasiana laharana ny lakana. Nanao dingana matihanina kokoa ny jono aty Menabe. Niisa 72 ireo mpanjono nahazo karatra ny faran’ny herinandro lasa teo, ka vehivavy ny 09 tamin’ireo. Nanome tanana ny Faritra naka sary maimaimpoana ireo mpanjono, hapetaka amin’ny karatra.

 

Commentaires (42)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa