Antsohihy: Lakana dobo an-drano, olona 2 mbola karohina

  • samedi, 09 septembre 2017 16:38
  • Britto

Ny tolakandron'ny zoma 08 septambra no niseho ny loza tao Ankingamolotra. Olona miisa valo no nentiny, ankoatra ny entana. Avotra ny enina, mbola karohina kosa ny roa.

Avy any Ampasibe Analalava hiazo an'Antsohihy ity lakana ity no tra-doza vokatry ny rivotra mahery fitsoka.

 

Commentaires (34)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa