Fampidirana mpiasam-panjakana: Ady amin'ny kolikoly

  • jeudi, 10 août 2017 20:08
  • Tigre
  • Sary Njaka

Notanterahina teny amin’ny Ministeran’ny fiarovam-pirenena Betongolo Ampahibe ny fifanaovan-tsonia nifanarahana teo amin’ny BIANCO sy ny ministeran’ny asam-panjakana ary ny fiarovam-pirenena fa dia hangarahara tanteraka ny fifaninana hiditra ho mpiasam-panjakana.

Ho an’ireo officiers koa io fifanarahana io dia napetraka tanteraka ho eo anivon’ny BIANCO mba hangarahara tanteraka ny fifaninana amin’ity taona ity
Ny fifaninana moa dia hatao amin’ny volana septambra ho avy izao.

 

Commentaires (13)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa