EKAR Ambohitririna-Betafo: Telo volana aty aoriana, hita ny lakolosim-piangonana

  • mardi, 08 août 2017 09:04
  • Britto
  • Sary Sobika Antsirabe

Enin-dahy, zanaky ny Fiangonana EKAR Ambohitririna, Kaominina Mandritsara-Betafo ihany no nahavanon-doza.

Ny efatra no tena nangalatra tamin’ny volana mey 2017, fa ny roa nitady mpividy. Teo ampitadiavana mpividy no tra-tehaky ny Zandary Andranomadio ny sabotsy 5 aogositra teo izy ireo rehefa nanaovana velapandrika.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa