Matsiatra Ambony: Maty am-perinasa ny miaramila iray DAS tao Ambalavao

  • vendredi, 04 août 2017 21:05
  • Britto

Nanaradia ny dahalo nandroaka omby halatra avy any Mahaditra, Distrikan'i Vohibato ity miaramila voatifitra ity.

Nahatratra ny dahalo tao Soarano izy sy ny namany ka raikitra ny fifampitifirana, voatifitra teo amin’ny lohany ity miaramila ity, izay mitondra grady Adjudant.

Omaly alakamisy 03 aogositra no nitranga izany seho izany. Andrasana eto Fianarantsoa eo amin'ny Toby 1/RM2 ny razana ity zoma ity.

 

Commentaire (1)
  • Avia777tady
    [b]Авиабилеты по РУ за 60 процентов от цены кассы.[/b] по МИРУ - 50%| [b]Телеграмм @AviaRussia[/b] только этот, другие не используем.

    Надежно. Выгодно. Без слётов. И БЕЗ каких-либо проблем.

    Оплата:
    ЯндексДеньги, Webmoney (профессиональные счета)
    Рады сотрудничеству!
    ________

    купить самые дешевые авиабилеты онлайн без комиссии
    авиабилеты официальный сайт купить билет дешево
    дешевые авиабилеты +по россии спецпредложения s7
    дешевые билеты +на самолет +в крым
    купить авиабилет со скидкой
    mercredi, 16 août 2017 16:32
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa