Sambava: Nandravarava ny afo

  • jeudi, 03 août 2017 22:13
  • Britto
  • Sary Sobika Sambava

Nitrangana haintrano matsiravina tao amin’ny Fokontany Analamandrorofo ny alarobia 02 aogositra 2017 tamin’ny 8ora30 alina. Trano telo no rava tanteraka, tsy nisy entana tafavoaka fa lasa lavenonana tao anatin’ny indray mipi-maso, toy ny vary 100 gony, moto, lavanila masaka 25kg sns.

Trano miisa efatra no voatery noravana mba tsy hitaran’ny afo.

Mbola lesoka lehibe eto Sambava ny tsy fananany fiara mpamonjy voina na dia maro aza ny mpanao politika nampanantena hanome izany isaky ny vanim-potoana fampielezan-kevitra.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Commentaire (1)
  • Dol11larsa
    [url=http://rrr.regiongsm.ru/33]
    [img]http://rrr.regiongsm.ru/32 [/img]
    [/url]
    Благоустройство и асфальтрование в г. Краснодаре и г.Новокубанск. Решение любого вопроса по асфальтоукладке и дорожным работам. Под ключ

    Подробнее... Благоустройство-Краснодар.РФ ... +7 (861) 241-23-45
    ___________________________
    благоустройство могилы иркутск
    благоустройство территории группа основных средств
    дефектный акт на благоустройство образец
    снип благоустройство территории действующий скачать
    тендер на благоустройство городских территорий
    lundi, 14 août 2017 01:39
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa