Sambava : Tanora mpianatra 150 no notolorana fiofanana

  • dimanche, 18 juin 2017 19:55
  • Britto
  • Sary Sobika Sambava

Tanora mpianatra 150 no notolorana fiofanana maimaimpona momba ny fandraisana andraikitry ny olom-pirenena sy ny kolontsaina manorina fandriampahalemana ary nampianarina hiady amin'ny kolikoly.

Nofaninana isaka ny sabotsy, nandritra ny roa volana ireto tanora ireto, ka notolorana mari-pankasitrahana omaly sabotsy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa