Mahajanga : Nahitana fatin-jazarano indray

  • samedi, 17 juin 2017 12:20
  • Britto
  • Sary Sobika Mahajanga

Sesilany tato ho ato ny fahitana fatin-jaza vao teraka misy manary na zazarano ihany koa aty Mahajanga. Taorian'ilay zazarano nentin'olona marary saina nandehandeha eraky ny tanàna ny herinandro lasa teo. Efa nahitana fatin-jaza vao teraka nisy nanary indray teny amin'ny fasan-karana Mangatokana Mahajanga ny marainan'ny zoma teo.

Olona mangady fasana handevenana no nahita izany teny vao maraina. Raha ny fahitana ny razana kosa, zaza efa teraka ary nariana ity zaza ity. Efa mihoatra ny indray andro kosa raha ny fijerin'ireo nanatri-maso.

 

Commentaire (1)
  • birth control pills vs viagra
    viagra online buy uk
    viagra sale italy
    [url=http://viagramtxgeneric.com/]what does viagra pills do[/url]
    boots viagra online uk
    vendredi, 23 juin 2017 21:06
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa