Me Olala: "Tsy misy fampandrosoana azo antenaina amin'ny fitondrana HVM"

  • jeudi, 15 juin 2017 23:16
  • Britto
  • Tahirin-tsary Sobika

Nazava ary nahitsy ny nambaran'i Me Olala raha nitafa tamin'ny mpanao gazety tany Tolagnaro ny tenany ny talata 13 jona teo. Nambaran’ity mpisolovava ity fa tsy afaka hiara-miaina amin'ingahy Rajaonarimampianina intsony ny vahoaka.

Manaporofo izany ireo toreo sy kiakiakan'ny vahoaka manerana an'i Madagasikara nefa dia manao be marenina ny mpitondra.

 

Commentaires (3)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa