Fenoarivobe: Omby miisa 105 lasan’ny dahalo

  • lundi, 12 juin 2017 13:05
  • Britto

Tsy nahatosika ny dahalo ny Zandary tao Fenoarivobe tampon-tanàna, Faritra Bongolava, nandritra ny fanafihana mitam-basy niseho halina.

Noraofin’ireo dahalo avokoa ny omby miisa 105 tamin’ny vala miisa 3. Roso nanara-dia ny Zandary tarihin’ny Komandin’ny Kaompania nanomboka ny maraina teo.

Commentaires (2)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa