Mahajanga : Manampy ny sahirana eny amin’ny Fokontany ireo Karana zanatany

  • lundi, 12 juin 2017 12:14
  • Britto

Ny sabotsy teo dia tao amin’ny Fokontany Mahavoky Avaratra no nanohizan’izy ireo ny hetsika sosialy fanaony ka nizaran’izy ireo sakafo masaka ho an’ny ankizy 200 mahery tao amin’io Fokontany io niainga avy amin’ny tsipaipaika nataon’ny mpikambana.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa