Oniversite Mahajanga: Vonona handray ny « Universiade »

  • dimanche, 11 juin 2017 13:13
  • Britto

Hotanterahina amin’ny volana septambra izao ny lalao nasionaly ifaninanan’ireo mpianatry ny oniversite manerana an’i Madagasikara na “universiade”.

« Ezahina ho vita mialohan’ny fotoana hanaovana ny hetsika ny fanamboarana sy ny fanavaozana ireo foto-drafitrasa eny amin’ny Campus Ambondrona », hoy ny filohan’ny oniversiten’i Mahajanga, Profesora Rakotoarivony Emmanuel.

 

Commentaire (1)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa