Mahavelona Foulpointe: Nidoboka am-ponja ilay Ben’ny Tanàna HVM

  • vendredi, 09 juin 2017 16:15
  • Britto

Miandry fitsarana ao Ambalatavoahangy nanomboka ny alarobia hariva 07 jona ny Ben’ny Tanànan’i Mahavelona Foulpointe sy ny lefiny voalohany ary ity mpiasa teo aloha teo anivon’ny Birao Ifotony ny Fananan-tany (BIF).

Fampiasana hosoka sy fanaovana izany tamin’ny famarotana ny ampahan-tanin’ny EPP iray ao an-toerana no nitarika izao fitazonana am-ponja azy ireo izao, taorian’ny fitoriana nataon’ireo mpanolontsain’ny Tanànan’i Mahavelona Foulpointe, teo anivon’ny Bianco Toamasina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa