Filtrer les éléments par date : samedi, 16 mars 2019

Notanterahina tetsy Ambohitsoa ny fifampiarahabana tratry ny taona teo amin'ny antoko TIM, Boriboritany faharoa, sy fanolorana ireo kandida ho solombavambahoaka, lisitra tarihan'i Randrianarisoa Stanislas na Rastany, depiote Tiako I Madagasikara (TIM) teo aloha, voafidy tao Antananarivo faha- 2.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Politique

Mahamasina: Andrasana etsy amin'ny lapan'ny fanatanjahantena ny nofo mangatsiakan'i Tompokolahy Manandafy RAKOTONIRINA

Noentina nandrasana ao amin'ny lapan'ny fanatanjahantena Mahamasina ny nofo mangatsiakan'i Tompokolahy Manandafy RAKOTONIRINA.

(Jereo Sary Tohiny - Album)

Publié dans Politique

Tamin'ny 03 aogositra 2016 i Alain Ramaroson no nampidirina am-ponja teny Antanimora, tamin'ny raharaha fitoriana nataon'ny fianakaviany azy, amin'ny resaka adi-tany.

Publié dans A la Une

Ny zoma 15 marsa 2019 no notanterahana tao amin’ny Fitsarana ambony Mangarivotra Mahajanga, ny lanonana ara-pitsarana fametrahana ny Tonia mpampanoa lalàna vaovao eo anivon’ny Fitsarana Ambony Mahajanga.

Publié dans A la Une

Miisa valo ireo kandida nanatitra antotan-taratasy firotsahan-kofidiana solombavambahoaka teo anivon’ny OVEC Antsirabe II.

Toerana roa no ifaninanana ao Antsirabe II. Mbola isany nirotsaka ireo solombavambahoaka roa voafidy tamin’ny taom-piasana farany teo, dia Randrianantenaina Olivier Antonny José (Tiako i Madagasikara) sy Ravelohanitra Nirina (Antoko Maitso).

 

Publié dans Tselatra

Hotanterahina ny 25 martsa ka hatramin’ny 5 aprily ho avy izao, manerana ny Distrika miisa 67 ny hetsika fanaovam-baksiny fanefitry ny kitrotro.

Taorian’ny hetsika fanaovam-baksiny notanterahina nanerana ireo Distrika 47 ny volana janoary sy febroary lasa teo dia hita taratra ny fihenan’ny isan’ireo ankizy voan’ny kitrotro.

Vinavinaina ho efatra (04) tapitrisa latsaka kely eo, ireo zaza ho atao vaksiny mandritra ity hetsika andiany fahatelo ity.

 

Publié dans Tselatra

"Mila ny firaisankinan'ny artista namana", hoy i Justin Vali ao amin'ny pejiny Facebook, hanohanana ity naman'izy ireo tratry ny tsy fahasalamana ity.

 

 

Publié dans Art et Culture