Filtrer les éléments par date : vendredi, 15 mars 2019

Fitsidihana voalohany aty Toamasina hatramin'ny 19 janoary nandraisany fitondrana izao diany amin'ny alahady 17 marsa izao.

 

Publié dans Tselatra

Naato nanomboka omaly ny "service portage" niara-niasa tamin'ny ADEMA mibata entana sy manosika chariot an'ireo mpandeha hiainga sy tonga eny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato.

Asa efa nisy 30 taona teny Ivato io "service portage" io, olona manodidina 120 no miasa mivantana aminy, mamelona fianakaviana aman-jatony. Misy amin'ireo no efa mihoatra ny 60 taona, fa dia ho very asa, hanampy ireo tsy an'asa manomboka izao.

Mpiasa hanangona chariot sisa no mety hotazomina amin'ireo mpibata entana ireo.

 

Publié dans Tselatra

Le président de la République de Madagascar s’aligne ainsi au même rang que ses homologues kenyan le président Uhuru Kenyatta, le Président Sri lankais Maithripala Sirisena, le Président congolais Félix Tshisekedi et le Président français Emmanuel Macron, dans la lutte contre le réchauffement climatique et la sauvegarde de la planète.

(Voir suite Galerie Photo) 

Publié dans Fil info

En ce qui concerne l'implantation d'une usine de textile à Moramanga, Andry Rajoelina a tenu à soulever qu’il était hors de question de vendre nos terres aux étrangers.

L'objectif est de mettre en place des usines au niveau de toutes les provinces. Une industrialisation à outrance, qui favorisera par le même temps la création d'emplois. 

(Voir suite Galerie photo)

 
Publié dans Fil info

Le Président malagasy Andry Rajoelina et le Président français Emmanuel Macron se sont également rencontrés hier 14 mars. Les questions sur la sécurité à Madagascar ont été au coeur de cette entrevue entre les deux chefs d’Etat.

 

(Voir suite Galerie Photo)

 
Publié dans Fil info

Hiverina an-tanindrazana anio tolakandro ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina taorian’ny fitsidihana nataony tatsy Maorisy, sady nanome voninahitra ny faha-51 taonan’ny fahaleovantenan’ity Nosy ity, sy tatsy Nairobi Kenya, nanatria ny fihaonambe fahatelo ikatsaham-bahaolana amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro na « One Planet Summit ».

Hisy valandresaka hatao amin’ny mpanao gazety eo am-pahatongava eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato.

 
Publié dans Tselatra

Aretina tao amin’ny tratra no nitarika izao fahafatesany izao, androany misandratr’andro raha notsaboina tao amin’ny HJRA Ampefiloha-Antananarivo.

Andrarezin'ny politika i Manandafy Rakotonirina ary nametraka tantara tao anatin'izay Repoblika efatra nifandimby izay.

Filoha nasionalin’ny antoko MFM izy, mpikambana ao amin’ny International Libéral ihany koa. Nisafidy ny hanohana an’i Marc Ravalomanana i Manandafy Rakotonirina tamin’ny fihodinana faharoan’ny fifidianana filoham-pirenena ny taona 2018.

Efa kandida filoham-pirenena nifaninana tamin’i Didier Ratsiraka tamin’ny 1989, mpifaninana tamin’ny Pr Zafy Albert tamin’ny 1992, ary isany nifaninana tamin’i Marc Ravalomanana tamin’ny fifidianana filoham-pirenena ny taona 2006. Efa solombavambahoaka voafidy tao amin’ny Distrikan’i Manandriana tamin’ny 1993.

Publié dans Vaovao
vendredi, 15 mars 2019 10:06

L'arbitraire règne

Tous les blogueurs ont vu sur les réseaux sociaux, l’arrestation musclée de l’opérateur économique Maminirina Jean Eddy !

Un scénario, qui n’est pas sans rappeler les procédés de la police américaine, le 12 février dernier sur le parking du centre commercial La City d’Ivandry-Antananarivo.

L’interpellé a été immédiatement incarcéré à la maison d’arrêt de Tsiafahy. Il n’a été au courant des charges qui pèsent sur sa personne que trois semaines après son arrestation et ce, contraire aux articles du Code de Procédure Pénale (CPP) applicable chez nous.

A l’article 109 de ce code est bien clair : les dispositions des articles 104 à 107 concernant les mandats d'amener sont applicables à l'exécution des mandats d'arrêt délivrés par un juge d'instruction.

Publié dans Editorial

Misy ny atrik'asa notanterahin'ny SAFIDY na ny Sampana Anarahamaso ny Fifidianana Ivon'ny Demokrasia Ifarimbonana, izay notanterahina tao amin'ny CITE Ambatonakanga omaly alakamisy 14 mars 2019.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Mpiambina roalahy ihany no atidohan'ny halatra. Vy dimapolo isa no lasibatr'izy ireo tao amin'ny tranombarotra niasan'izy ireo, izay efa matetika no misy entana very.

Ankoatra azy roalahy, dia tratra ny entana sy ny mpividy, ary ireo mpitondra posy roalahy nitatitra ny entana.

 

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2