Filtrer les éléments par date : samedi, 23 juin 2018
samedi, 23 juin 2018 22:38

Aviation

Les 44 aérodromes gérés par l’ADEMA souffrent financièrement

Le gestionnaire peine à payer les salaires des employés.

 

 

Publié dans Fil info
samedi, 23 juin 2018 22:20

Fête de l’indépendance malagasy

Message de félicitations du président français Emmanuel Macron

 

Publié dans Fil info

Certains employés de la Commune Urbaine d'Antananarivo participent timidement au rendez-vous quotidien des grévistes sur le parvis de l’Hôtel de Ville d’Antananarivo laissant entendre que leur participation n’est pas volontaire.

Toujours selon nos sources, des pointages auraient été procédés depuis Magro, point de départ du cortége pour rejoindre la place du 13 mai.

(Voir suite Photo Galerie)

 

Publié dans Fil info

Fiaraha-miasa amin’ny orinasa tsy miankina Green Yellow izy ity, ary isan’ny lehibe aty amin’ny ranomasimbe indianina. Afaka mamokatra herinaratra manana tanjaka 20 MW eo ity foibe vaovao ao Ihazolava-Ambatolampy ity, ary hanampy amin’ny famatsiana herinaratra ny faritry Vakinankaratra.

 

 

Publié dans Tselatra

Tsy mifarana akory ny lalao fifanintsanana isam-bondrona dia efa miisa 14 ireo “penalty” notsofin’ny mpitsara sy nodakaina tao anatin’ity fiadiana ny tompondaka erantany amin’ny baolina kitra tanterahina any Rosia ny 14 jona ka hatramin’ny 15 jolay 2018 ity.

13 ny isan’ny “penalty” nandritra ny Mondial 2014 tany Brezila.

Hatreto dia 18 ny isan’ny “penalty” be indrina nandritra ny Mondial, dia ny niseho tamin’ny 1990, 1998 ary 2002.

 

 

Publié dans Mondial 2018

La centrale solaire photovoltaïque d’Ambohipihaonana, dans le District d’Ambatolampy, est opérationnelle. Avec une puissance de 20 MW, c’est la plus grande de l’Océan Indien, et l’une des plus importante en Afrique Subsaharienne.

La centrale d’Ambohipihaonana s’étend sur un site de 33 Ha, avec un total de 73 008 panneaux photovoltaïques, pour une puissance de 20MW qui couvriront les besoins en électricité d’environ 50 000 ménages. Les 30% de l’électricité produits sont destinés au réseau interconnecté d’Antsirabe, et les 70% vers Antananarivo, Itasy et Moramanga.

Publié dans Fil info
samedi, 23 juin 2018 14:16

No comment

No comment

Publié dans Fil info

Mamory olona manoloana ny Lapan'ny Tanàna ireo mpanohitra ny fitondrana Rajaonarimampianina sy ny depiote voafidy tato amin’ny Distrika, manazava ny antony nampidirana am-ponja ao Mandritsara ny Ben’ny Tanàna HVM.

Fahatrarana lavanila maitso tao an-tranony nandritra ny fisavana tampoka nataon’ny Zandary, nefa tsy mbola misokatra ny taom-piotazana no nanenjehana azy. Lavanila izay tra-tehaka eny amin’ny sakana apetraky ny Kaominina no gejainy, avy eo amidiny an-tsokosoko ka nisy nitoroka tany amin’ny Zandary dia izy tra-tehaka izao, ary nidoboka am-ponja miaraka amina olona roa hafa.

Publié dans Tselatra
samedi, 23 juin 2018 11:28

23 juin

Journée mondiale pour la fonction publique

Cette journée est aussi dédiée aux veuves.

 

Publié dans Fil info

1- Fanombohana avy hatrany ny fanamboarana ny fotodrafitrasa vaventy rehetra, izay mety aharitra taona maromaro ny fahavitany:

- Fitrandrahana ny pétrole, fananganana ny raffinerie
- Fitrandahana ny volamena sy ny harena ankibon'ny tany
- Fitrandrahana sy fikajiana ny bois de rose
- Fanamboarana ireo fotodrafitrasa fambolena sy famatsian-drano
- Fambolena sy fiompiana vaventy
- Fambolena vary amin'ny tany midadasika
- Fanampiana ireo mpamboly sy mpiompy
- Autoroute manodidina an'i Madagasikara
- Fanamboarana ny Canal des Pangalanes sy ireo fotodrafitrasa miaraka aminy, port fluvial
- Fananganana ireo Oniversité lehibe isaky ny Faritra 3
- Fananganana ny grand complexe sportif isaky ny Faritra 3

Publié dans Editorial
Page 1 sur 2