Filtrer les éléments par date : vendredi, 15 juin 2018

Sady mitokona tsy miasa ny ankamaroan’ny mpiasan’ny sampan-draharahan’ny hetra ho an’ny Faritra Atsinanana sy Analanjirofo eto Toamasina, no tsy mandray ireo mpandoa hetra.

Milaza izy ireo, taorian’ny fivoriambe nataon’izy ireo omaly fa “tsy azonay ekena velively ny fisiana orinasa tsy miankina misolo ny fanjakana amin’ny fanangonan-ketra fa tsy fanarahan-dalana ny toy izany, koa rehefa miato amin’ny asa ataony ny AMETIS vao misy asa mandeha eto”, hoy ireto mpiasan’ny hetra eto Toamasina tamin’ny alalan’ny mpandrindra azy ireo, Rabenjanahary Clérmond Alphonse.

Publié dans Economie

L’Ambassadeur de la République Fédérale d’Allemagne Harald Gerhig, a effectué ce vendredi 15 juin 2018 une visite de courtoisie au nouveau ministre de l’Intérieur et de la Décentralisation, Tianarivelo Razafimahefa. C’était une occasion pour les deux parties d’échanger sur les chantiers en cours appuyés par le Gouvernement Allemand.

Il s’agit notamment du Projet de développement communal inclusif et de décentralisation (PDCID), financé par la banque KFW qui consiste en des financements d’investissement communaux à travers le Fonds de Développement Local. Et d’un projet, portant le même nom, mais connu sous l’acronyme PRODECID, qui est financé par la coopération technique allemande (GIZ).

Publié dans Politique

Les Hanitra Razafimanantsoa, Tody Arnaud et leurs collègues députés pour le changement ont rejoint l’Hémicycle Tsimbazaza ce vendredi 15 juin 2018 après plus de huit semaines d’absence après l’énorme cafouillage pendant l’adoption des lois organiques régissant les élections.

Ils ont participé à la séance plénière prévue pour l’adoption de la loi des finances rectificative 2018, mais la majorité a décidé d’ajourner cette adoption.

 

Publié dans Fil info

Nomontsanin’ny Rosiana tamin’ny isa mavesatra 5 noho 0 i Arabia Saodita tamin’ny lalao voalohany natrehin’ny roa tonta androany ao amin’ny vondrona A, sady nisantatra ity fifaninanana iadiana ny tompondaka erantany amin’ny baolina kitra tanterahina any Rosia ny 14 jona ka hatramin’ny 15 jolay 2018 ity.

 

 

Publié dans Mondial 2018

Hanomboka ofisialy anio tolakandro ny Mondial 2018 amin’ny taranja baolina kitra, izay tanterahina any Rosia. Lalao tokana no hatao anio, aorian’ny lanonanam-panokafana dia ny fihaonan’i Rosia sy Arabia Saodita.

Marihina fa mitovy ny ora aty Madagasikara sy any Rosia.

 

Publié dans Mondial 2018

46 mianadahy no mpandray anjara tamin'ny hazakazaka commando , 8 km namakivaky ny tanànan'i Mahajanga, niainga sy nifarana teny amin'ny bord de la mer ny maraina teo.

Hazakazaka nandraisan'ny solontenan'ny Tafika Malagasy, Zandarimariam-pirenena, ny Polisy nasionaly ary ny mpandraharahan'ny fonja anjara. Amin'ny maha hazakazaka commando azy, tenue de combat izay mampiavaka ny sampana tsirairay no nanaovana.

Tafiditra ao anatin'ny hetsika fankalazana ny fetim-pirenena sy ny fetin'ny Foloalindahy izao hetsika izao.

Publié dans Vaovao

Les nouveaux prix à la pompe sont désormais: 

* 4050 Ariary le litre pour l’essence sans plomb 95
* 3400 Ariary pour le gazole
* 2480 Ariary pour le pétrole lampant.

La dernière hausse datait du 9 avril 2018.

 

 

Publié dans Fil info
vendredi, 15 juin 2018 10:24

Vendredi 15 juin: Fin du ramadan 2018

Les musulmans célèbrent ce vendredi 15 juin 2018 l'Aïd el-Fitr ou la fin du mois du ramadan et marque l'entrée dans le nouveau mois lunaire.

 

 

Publié dans Fil info

Apetraka amin'ny toerana maha izy azy ny Mpampianatra sy Mpanabe, satria fototry ny fanabeazana sy ny fahaizana.

Hisy sekoly ambony ao anatin'ilay Oniversité isaky ny Faritra 3 atsangana, Avaratra, Afovoany, Atsimo, hanofanana ireo Mpampianatra sy Mpanabe.

Hisy ireo fampihofanana mitohy, formation continue, mba hifanentana amin'ny toetr'andro ny fahaizana ampitaina.

Hikarama toy ny mpiasam-panjakana avokoa ny Mpampianatra rehetra, na miankina na tsy miankina amin'ny Fanjakana.

Tsy misy intsony izany ny FRAM na ramose daba, hiantohan'ny Ray amandrenin'ny mpianatra izany, adidin'ny Fanjakana ny fanabeazana sy ny fampianarana ny zaza sy ny tanora.

Publié dans Editorial

Tsy niandry ela fa roa andro taorian'ny nanaovany ny asa ratsiny dia sarona izy telolahy ireto, tompon'antoka tamina halatra moto teny Antanimasaja ny 12 jona lasa teo.

Lehilahy iray no tonga teny amin'ny Commissariat Central nanao fitarainana fa very moto teny amin'ny clinique Fazy. Natao avy hatrany ny fikarohana ka izao tratra izao ireto telo lahy ireto niaraka tamin'ilay moto nangalariny izay efa saika havadika “pièces détachées”.

Publié dans Vaovao
Page 1 sur 2