Filtrer les éléments par date : mercredi, 23 mai 2018

Namaly ny fangatahana nataon’ireo mpandraharaha lavanila aty amin’ny Faritra SAVA ny Minisitry ny varotra sy ny fanjifana, ka tapaka fa ny alahady 15 jolay 2018 ny fisokafan’ny taom-pihotazana lavanila maitso ho an’ny Faritra SAVA, Atsinanana, Vatovavy Fitovinany, Atsimo Atsinanana, Anosy, Analanjirofo ary Sofia (Bealanana - Befandriana Nord - Mandritsara) fa ny Analalava, Antsohihy ary Antananarivo-Haut, ao anatin'ny Faritra Sofia hatrany, no nisokatra nanomboka omaly 22 mey 2018.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Economie

Fikambanana manabe ankizy manana fahasembanana avy amin’ny fianakaviana sahirana ny Association Fanaperana. Miisa 16 ireo ankizy tezaina ao, ka manaraka fitsaboana ny 6 amin’ireo.

Misedra fahasahiranana ny fikambanana noho ny tsy fahampian’ny fanafody. Vokatr’io tsy fahampian’ny fanafody io dia nindaosin’ny fahafatesana tamin’ny volana aprily 2018 lasa iny ny iray tamin’ireo zaza tezainy ao, izay no anaovan’ny Association Fanaperana (032 41 243 55/033 45 897 32) antso amin’ireo malalatanana sy izay afaka manampy, indrindra ny fanafody.

Niroina ara-panjakana tamin’ny 2008 ny Association Fanaperana, izay manana ny foibeny eny Soamanandrariny, Collège Les Colchiques - Mahazo Soamanandrariny.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Sociale
mercredi, 23 mai 2018 18:36

Ambohidahy

Sit-in de l’opposition devant la HCC.

(Voir Suite Galerie Photo)

 

Publié dans Fil info
mercredi, 23 mai 2018 11:32

Contre manif

Le HVM tient une conférence de presse au Carlton ce jour.

Publié dans Fil info

Le secrétaire national du TGV est arrivé à Andrefanambohijanahary ce matin, comme il a annoncé hier. Il fait l’objet d’une enquête pour atteinte à la sûreté intérieure de l’Etat, menace verbale, violence et voie de fait, suite au double soit-transmis du 24 avril 2018 et 3 mai 2018 et la convocation du 18 mai.

Du côté de la Place du 13 mai, cette convocation d’un haut responsable du parti TGV, partie prenante dans la manifestation « Miala Rajao » est une manœuvre dilatoire perpétrée par le régime pour décourager, voire mater la manifestation de l’opposition qui réclame le départ du président de la République Hery Rajaonarimampianina.

 

Publié dans Fil info

Nisy firehetana ny toeram-pivarotana tao ambanin'ny Building Ramaroson ny alahady 20 mai lasa teo.

Publié dans A la Une

Fototry ny fampandrosoana ny Herin'aratra, na ho an'ny fiainana andavan'andro, besoin domestique, na ho an'ireo indostria sy toeram-pamokarana, besoin industriel et production.

Nefa dia 12% eto Madagasikara fotsiny no misy Herin'aratra.
7800 MW ny vokatra mety ho azo amin'ny hydroéléctrique na azo avo amin'ny rano, misy 660 ny toerana azo amorakarana izany eto amintsika.

Nefa ny 2% ihany no ampiasaina amin'izao.

Ny masoadro sy ny rivotra ary ny ranomasina sy ny hafanan'ny tany mbola azo amokarana Herin'aratra.

Ho zaraina roa miavaka izany ireo filana sy famokarana Herin'aratra ireo:

Publié dans Editorial

Mirona amin’ny sokajy A2 ny 70%-n’ny mpiadina Bakalôrea amin’ity 2018 ity, raha 20% sokajy D, 7% sokajy A1 ary 3% sokajy C.

 

Publié dans Tselatra