Filtrer les éléments par date : vendredi, 18 mai 2018

Tonga namangy ny mpanabe iray voatifitry ny jiolahy nanakan-dalana mankany Befeta ny alarobia 16 mey 2018 teo ny solotenan'ny vovonan'ny sendika mpiasam-panjakana eto an-toerana.

Voatifitra tany amin'ny lohany izy raha maty tsy tra-drano ny mpandeha teo anilany ary voa amin'ny tanany roa kosa ny mpamily fiara mpitatitra.

Publié dans Sociale

Eo ampiandrasana ny didy havoakan'ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana mikasika ny fitorian'ireo depiote ho an'ny fanovana miisa 73 mitaky ny fametraham-pialan'ny filoham-pirenena, hiroso amin'ny ampamoaka ireo dosie maloton'ny mpitondra ny eo amin'ny Kianjan'ny 13 mey ny sabotsy 19 mey 2018.

Teny Ambohidahy ireo depiote ho an'ny fanovana androany, nilaza fa tsy hamaly intsony ny taratasy fiarovan-tenan'ny filohan'ny Repoblika izay takian'izy ireo ny fialany, na dia nomen'ny HCC dimy andro hamaliana an-taratasy izany aza izy ireo.

Publié dans Vaovao

Lasa fanao isaky ny roa taona ity hetsika ara-toekarena ity. Tranoheva manodidina ny 120 no mandray anjara amin’ity andiany faha-4 ity, ahitana ny Indostria mpanodina ny vokatra, tantsaha ary ny mpanao asa-tanana.

“Miasa, miasa ary miasa ihany” hoy ny minisitry ny fahasalamana sady coach ny faritra Vakinankaratra Mamy Lalatiana Andriamanarivo raha nanokatra ny foara.

Haharitra hatramin’ny alahady 20 mey ny Z’OVY andiany faha-4.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Economie

Deux envoyés spéciaux du Président de l’Afrique du Sud, Cyril Ramaphosa, ont été reçus par le Président de la République Hery Rajaonarimampianina, dans la matinée de ce 18 Mai, au Palais d’État d’Iavoloha.

Les discussions du Chef de l’Etat avec ces envoyés spéciaux sud-africains, Roelf Meyer et Eby Ebrahim, ont porté sur la situation politique qui prévaut à Madagascar. Ils étaient accompagnés par l’ambassadrice de l’Afrique du Sud à Madagascar, Maud Dlomo.

(Voir Suite Galerie)

Publié dans Fil info

Tsy niasa nanomboka omaly alakamisy 17 mey ihany koa ny sampan-draharaha momba ny hetra eto Andilamena, Faritra Alaotra Mangoro.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 18 mai 2018 16:01

Ambohidahy

Mitaky ny hamoahan'ny HCC ny fanalana ny Filoha Rajaonarimampianina ireo depiote ho an'ny fanovana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Tamin'ny taona 1896, nandritra ny fanjanahantany, vao niditra teo Madagasikara ny Jeneraly Gallieni, dia nampanamboatra ny Canal des Pangalanes izay lakan-drano lehibe azon'ny lakana vaventy andehanana.

Publié dans Editorial

Les avocats du Président de la République Hery Rajaonarimampianina, accompagnés par des députés et sénateurs pro-régime, sont venus ce matin du 18 mai 2018, déposer le Mémoire en défense du Président Rajaonarimampianina auprès de la Haute Cour Constitutionnelle à Ambohidahy, en réponse à la requête en déchéance du Chef de l’Etat déposée quelques députés et soutenus par les 73 députés de l’opposition.

Ces parlementaires ont notamment martelé qu’ils étaient majoritaires face aux députés de l’opposition. Ils ont également souligné que la décision finale revenait uniquement à la Haute Cour Constitutionnelle et que personne ne devait exercer de pression sur elle.

Publié dans Fil info

Tonga teny amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenena (HCC) Ambohidahy ny maraina teo ireo mpisolovava roa vavy nanatitra ny fiarovan-tenan’i Hery Rajaonarimampianina, noho ny fitoriana napetrak’ireo solombavambahoaka ho an’ny fanovana, voaray teo anivon’ny HCC ny 25 aprily 2018, hialany amin’ny toerana maha filohan’ny Repoblika azy.

Nanotrona ireto mpisolovava ireto teny Ambohidahy, ireo Parlemantera, Senatera sy Solombavam-bahoaka, mpomba ny fitondrana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Tôt ce matin devant le bureau de la Douane de Toamasina, les forces de l'ordre ont été réquisitionnés pour sécuriser le périmètre de la douane.

Un huissier est attendu pour constater le "cadenassage" du portail, avant que les douaniers non grévistes puissent accéder à leur lieu de travail.

A ce jour, la grève continue au sein de la Douane, l'inspecteur de Douane, le receveur ainsi que les stagiaires douaniers continuent d'assurer leur travail.

 

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2