Filtrer les éléments par date : mercredi, 28 novembre 2018

Un jeune homme dans la quarantaine a été attaqué par des malfrats en scooter, armés, il avait sur lui de l'argent que les malfrats ont pris de force et ont tiré sur le ventre.

Il a été amené en urgence à l'hôpital Androva, mais hélas il a été touché au niveau d'une veine principale, trop d'hémorragie et les médecins n'ont pas pu sauver Nassim Goulzaraly

Il a laissé une veuve avec 3 jeunes garçons, de 20ans 18ans et le dernier 10ans
Il faisait le transport d'enfants comme métier.

 

 

Publié dans Fil info

Marina fa mitarika lavitra ianareo, indrindra fa amin'ny renivohi-paritany rehetra, ny amoron-dranomasina rehetra. Fa aza adino fa ny afovoan-tany no tena betsaka mpifidy, raha maharesy lavitra any DIANA ianareo, tsofin'ny Atsimondrano mora fotsiny izany. Ka aza afangaro ny % sy ny isam-bato, 80% tany DIANA, tsara be, fa resin'ny 50% Atsimondrano izay, satria Atsimondrano be lavitra ny isan'ny mpifidy.

Mipetraka loatra an-tsain'ny maro ny hoe mpanao barofo ianareo, atsarao izay endrika izay, akaro ny ady hevitra, aza manaiky fiantsiana. Tsara ilay stratégie porte-à-porte, sy ilay QG isaky ny arrondissement, ireny no mila tohizana.

Publié dans Politique

Tanora 18-21 taona izao izay mpifidy, vao 10 taona tamin'ny 2008, ka MAP aiza no ho ainy amin'izany, tsy niaina ny 2009 izy, fa aza variana manao polemique resa-pako fa miakara ambony amin'ny ady hevitra, azavao ny vinanareo.

Efa tara 300 000 voix anie nareo e.

I 13 mila mahita 700 000 voix sisa, ianareo mbola mitady 1 000 000 voix.
Aza adino fa resin'i 13 ianareo teto TANA ville sy ireo renivohitry ny Faritra rehetra.

Tsy misorona
Patrick

Publié dans Politique

Ny discours fanatique no efa nifidy 1er tour, mila vato 1 million amboniny vao mandresy 2e tour.

Ny fotoana fohy, ny andro ho avy orana.
Ovao amin'izay ny discours mba ny tena miantefa amin'ireo 5 millions tsy tonga nifidy no ho raisina.

Publié dans Editorial
mercredi, 28 novembre 2018 11:13

Election: Ravalomanana déjà sur terrain

Le candidat qualifié au 2ème tour n'a pas attendu la décision de la HCC, il a déjà battu campagne dans l'ouest du pays, à Antsohihy, Befandriana Nord, Bealanana, Mampikony.

 

Publié dans Fil info
mercredi, 28 novembre 2018 11:13

Décision HCC 2è tour

Décision HCC 2è tour

Andry Nirina Rajoelina
Marc Ravalomanana

Caution à rembourser

Publié dans Fil info
mercredi, 28 novembre 2018 11:02

Didy 2ème tour

Didy

2e tour
Andry Nirina Rajoelina
Marc Ravalomanana
Averina ny caution

Publié dans Tselatra
mercredi, 28 novembre 2018 10:57

Didy - Décision

Didy - Décision

Publié dans Fil info
mercredi, 28 novembre 2018 10:48

Didy

Didy

Tsy azo raisina ny fitorian'ireo collectif des Candidats

Publié dans Tselatra
mercredi, 28 novembre 2018 10:46

Nametraka fitoriana i Hery Rajaonarimampianina

Nametraka fitoriana i Hery Rajaonarimampianina hanafoanana ny fifidianana.
Azo raisina ny fitoriana, fa raha ny tsy fetezana hita dia tsy manova firy ny fizotran'ny fifidianana, koa dia tsy azo kihanina ny vokam-pifidianana amin'ny ankapobeny.

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2