Filtrer les éléments par date : dimanche, 25 novembre 2018
dimanche, 25 novembre 2018 19:07

Analalava: May ny biraon'ny Cisco sy ny TVM

Nirefotra mafy ny varatra omaly hariva. Tapaka ny herinaratra. Nony niverina ny jiro dia niteraka akoson'aratra tao amin'ny biraon'ny Cisco sy ny TVM ka nitarika tamin'ny firehetana.

Tsy misy fiara mpamonjy voina eto an-toerana ka sarotra ny famonoana ny afo.

Nifanome tanàna ny mponina namoaka ny entana azo novonjena.

 

Publié dans Tselatra

Ny alakamisy 22 novambra no nitrangan'ity loza ity tao amin'ny Kaominina Matanga. Nofirain'ilay tovolahy mamon-drongona tamin'ny antsy be avokoa izay rehetra nifanena taminy. Maty niharan'ny fitsaram-bahoaka ihany koa ilay nahavanon-doza.

 

Publié dans Tselatra