Filtrer les éléments par date : mardi, 13 novembre 2018
mardi, 13 novembre 2018 23:06

CENI : Défaut logiciel ?

Nombre de votant= Suffrages exprimés + Blancs et nuls

Suffrages exprimés= Total des voix obtenus par les 36 candidats.

Participation électorale ( % )= Nombre de votant/Nombre d'électeurs inscrits x 100

Ny logiciel ampiasaina izany na excel dia misy formulaire de saisie fotsiny :

- Isan'ny mpifidy izay efa miditra automatique avy amin'ny base de donnée mifanaraka amin'ny code bureau de vote, satria efa fantatra iny.

- Isan'ny vato fotsy sy vato maty

- Isam-bato azon'ny kandida 1..2...36

Ny ambiny dia tokony tsy atao saisie fa calcul automatique, ka tsy tokony hisy diso raha tsy hoe ny programation formule mihitsy no diso.

Publié dans Editorial
mardi, 13 novembre 2018 22:07

Antsiranana: Mampijaly ny rano

Fijaliana ny an'ny mponina eto an-drenivohitry ny faritra DIANA ny amin'ny rano fisotro amin'ny paompin'ny Jirama, efa andro maromaro izao.

Ho an-dry zareo ao amin'ny Cité Ouvrière izao dia mila miaritory raha te hahazo rano. Eo anelanelan'ny amin'ny 8 ora alina ka hatramin'ny 5 ora maraina no misy mitete ifamonjena.

 
 
Publié dans Tselatra

Samy manana mpikirakira informatika mihatrika sy manara-maso ny CENI ny kandida 13 sy 25.

Nanao fanambarana anefa ny solotenan'ny  kandida N°13 Andry Rajoelina fa tsy feno ny fepetra ahafahan'izy ireo manara-maso ny vokatry ny CENI, ka dia tsy matoky izany vokatra vonjy maika avoakan'ny CENI izany izy ireo, ary dia hiala an-daharana amin'izany fanara-maso izany. 

(Jereo Sary Tohiny)

 
 
 
Publié dans Tselatra
mardi, 13 novembre 2018 15:06

Résultat 13 novembre 2018 à 18h

Niakatra i 13, nitombo ny elanelam-bato manoloana an'ny 25 amin'ny isam-bato 60 351 (1,91%) raha 51 527 (1,73%) tamin'ny 14h.

BV traités: 15474 / 24852 soit: 62.26%
Taux de participation: 54.07%

12= 7.41% (7.54% à 14h)
13= 39.08% (38.88% à 14h)
25= 37.17% (37.15% à 14h)

 

Publié dans Tselatra
mardi, 13 novembre 2018 15:03

Résultat 13 novembre 2018 à 14h

Miakatra i 25 raha mihemotra kosa i 12 sy 13. 

Mihena ny elanelana eo amin'ny 13 sy 25 amin'ny isam-bato 51 527 (1,73%)

BV traités:14640 / 24852 soit: 58.91%
Taux de participation: 53.98%

12= 7.54% (7.99% hier à 22h30)
13= 38.88% (39.30% hier à 22h30)
25= 37.15% (36.04% hier à 22h30)

 

Publié dans Tselatra
mardi, 13 novembre 2018 14:44

Fifidianana: Tongasoa Tana 1

Tongasoa ao amin'ny CENI ny vokam-pifidianana avy amin'ny boriboritany voalohany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Afaka hiaro ny voninahitr'i Madagasikara amin'ny fiadiana ny tompondakan'i Afrika amin'ny baolina kitra CAN 2019 ny Barea araka ny fanapahan-kevitry ny FIFA ny 12 novambra teo.

Noravana araka io fanapahana io hatrany ny komity mpanatanteraky ny Federasiona Malagasy ny.baolina kitra, ka hisy vaomiera vonjimaika hajoro hikarakara ny fifidianana filohan'ny FMF hotanterahina alohan'ny 12 mey 2019.

 

Publié dans Tselatra

Olona miisa 38 no voamarina fa voan'ny pesta teo anelanelan'ny 1 aogositra sy 6 novambra 2018 tamina Distrika miisa 12 eto Madagasikara.

Pesta aretin-tratra ny 6, pesta atodin-tarimo kosa ny 32.

Nindaosin'ny fahafatesana avokoa ireo voan'ny pesta aretin-tratra sy ny efatra tamin'ireo voan'ny pesta atodin-tarimo.

 

Publié dans Tselatra