Filtrer les éléments par date : mardi, 30 octobre 2018

Le Haut Représentant de l’Union Africaine, Ramtane Lamamra a rendu visite au président par intérim Rivo Rakotovao en fin d’après-midi de ce mardi 30 octobre 2018 au palais d’État d’Ambohitsirohitra.

Ramtane Lamamra est également à la tête de la délégation de la mission d’observation électorale de l’Union Africaine qui travaillera en étroite collaboration avec les autres délégations déjà dans nos murs. L’objet de cette mission est d’assurer la tenue de scrutins transparents, acceptés par tous, et ceci, dans un climat apaisé.

Le chef de la délégation de l’Union Africaine se dit satisfait de l’évolution du processus électoral en cours à Madagascar, surtout à quelques jours de l’échéance. Il a ainsi exprimé sa volonté d’être à l’écoute de toutes les parties prenantes à ces élections et a souligné que« le succès de la démocratie à Madagascar est un succès pour tout le continent africain »

Publié dans Fil info

Fiara 4x4 mpitatitra, manao zotra Maintirano-Tsiroanomandidy no nivarina an-kady tao amin'ny tanàna Orimbato, Faritra mampisaraka an'i Melaky amin'i Bongolava, 122km miala an'i Tsiroanomandidy, omaly alatsinainy.

Olana ara-mekanika, nilaozan'ny hisatra, no voalaza fa nitarika ny loza namoizana ain'olona dimy, ka zaza ny roa ary naharatrana folo hafa. Tsaboina ao Tsiroanomandidy ireto farany.

Tany Belitsaky, 75km miala an'i Maintirano no voalazan'ny mpandeha fa efa nanana olana ity fiara ity, fa nanohy ny dia hatrany.

 

Publié dans Tselatra

Ny alahady 28 oktobra tamin'ny enina ora hariva Rtoa Menja no nalain'ny andian-dehilahy mitam-basy, folo mahery, tao amin'ny Fokontany Croisement Anosikely, Kaominina Tsararano, Distrikan'i Maevatanana.

Vao nitranga ny fakana an-keriny dia nanao fanarahan-dia avy hatrany ny Zandary sy ny Fokonolona.

Nisy fifandonana in-droa ny alahady alina sy ny alatsinainy. Lany bala ireo jiolahy ka nanavotr'aina. Avotra tao anatin'izay ilay ramatoa, ary efa tafaverina eo anivon'ny fianakaviany.

 

Publié dans Tselatra

Hanao faradoboka eo amin'ny Kianjabe Mahamasina ny kandida Marc Ravalomanana amin'ny sabotsy 3 novambra, amin'io andro io ihany koa, no hanao ny azy eny amin'ny Coliseum ny kandida Andry Rajoelina.

 

Publié dans Tselatra

Notaomina tamin'ny fiara miisa dimy avy ao Antsirabe tampon-tanàna ny ankamaroany, nanampy ireo vitsivitsy avy eto Andranomanelatra nilanja sorabaventy mitaky ny fanakatonana ny orinasa TIKO sy hamerenana ny tany amin'ny mponina.

Maro tamin'ireo nandray anjara no nihevitra fa hanao fampielezan-kevitra no nanakaramana azy ireo nanketo Andranomanelatra fa tsy resaka fitakiana tany, izay tsy azy ireo, no tsy fantatr'izy ireo akory.

Fotoana fohy monja ny hetsika dia nitodi-doha niverina ao Antsirabe tampon-tanàna ireo notaomina tamin'ny fiara.

Nisy nahazo sary ny fizarana vola karaman'izy ireo tao amin'ny Tranompokonolona Andranomanelatra, izay sefo Fokontany amperin'asa no nampisahanana azy.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra
mardi, 30 octobre 2018 09:35

DU GEL DES LISTES ELECTORALES

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA

Fitiavana – Tanindrazana – Fandrosoana

——————————

HAUTE COUR CONSTITUTIONNELLE

La Loi organique n°2018-008 du 11 mai 2011 relative au régime général des élections et des référendums, s’est inscrite dans le sillage de l’innovation de taille apportée par le code électoral de 2012 en matière de révision de la liste électorale en adoptant le principe du gel de la liste électorale et l’abandon de toute révision spéciale précédant une consultation électorale.

Publié dans Politique