Filtrer les éléments par date : mardi, 16 octobre 2018

Vers 17h ce mardi 16 octobre, dans un taxi-brousse d'Antananarivo vers Fianarantsoa, à Camp Robin, Pety Rakotoniaina, l'un des membres du mouvement reconstruction ou fanorenana Ifotiny a été prié par des Gendarmes de descendre de la voiture. Le téléphone et l'ordinateur sont confisqués.

Publié dans A la Une
mardi, 16 octobre 2018 21:35

Pety Rakotoniana : Nosamborin'ny Zandary

Tokony tamin'ny 5 harivan'ity talata 16 oktobra ity dia nosamborin'ny Zandary tao Camp Robin, Fianarantsoa i Pety Rakotoniaina, izay isan'ny mpitarika ny hetsika fanorenana ifotiny.

Io hariva io ihany dia no niainga teto Antananarivo ireo ekipan'ny GN Toby Ratsimandrava haka azy any an-toerana.

Raha ny tsiliantsofina azo dia fananganana fanjakana anaty fanjakana no vesatra iampangana azy.

I Rainidina mpikambana ao amin'ny fanjakana Gasy moa dia nosamborina teo amin'ny le Pavé ihany koa ary mbola voatana hatreto.

 
 
Publié dans Tselatra

Nisokatra androany ny fivoriana ara-potoana faharoa ny Antenimieram-pirenena. Fivoriana natokana indrindra handaniana ny tetibolam-panjakana.

Volavolan-dalana miisa valo sy tolo-dalana iray no miandry ireo depiote. Vary mangatsiaka tsy voadinika tamin'ny fotoam-pivoriana farany ny volavolan-dalana efatra.

Haharitra 60 andro raha ela indrindra ny fotoam-pivoriana.

 

Publié dans Tselatra

S’il y a un politicien malagasy champion de la redevabilité sociale, Rakotomamonjy Jean Max est le premier. Il a eu un parcours bien rempli dans la vie politique nationale. A 63 ans, ce natif de Vohémar, père de 3 enfants adhéra en 1996 au parti fondé par Herizo Razafimahaleo, un poids lourd de la politique à Madagascar, le Leader Fanilo.

Très vite, il a été membre du bureau national de coordination et devient un des proches collaborateurs du président fondateur. Après la disparition de ce dernier en 2008, il est devenu le 1er vice-président du Bureau exécutif du Leader Fanilo pour devenir le président national depuis décembre 2012.

En pleine tourmente de 2009, il figure parmi les membres du Comité National de Coordination du Komity Miaro ny Demokrasia (CNC-KMD) et qui lui a valu d’être désigné comme membre de la Haute Autorité de la Transition (HAT) et vice-président fondateur de l'UDR (Union des Démocrates et des Républicains).

Publié dans Editorial

Tampoka tamin'ny mponina teny Antananarivo Atsimondrano ny firotsaky ny havandra omaly tolakandro alatsinainy 15 oktobra.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 16 octobre 2018 07:20

Kitra-CAN 2019 : Tonga alina ny Barea

Tara fiaingana tany Malabo Guinée Équatoriale noho ny antony teknika, alina no nigadona an-tanindrazana ny mpilalaon'ny Barea Madagasikara.

Nivantana avy hatrany teny amin'ny Complexe Sportif Vontovorona izy ireo. Eny no mipetraka sy manoman-tena hiatrika ny lalao famerenana amin'i Guinée Équatoriale anioTalata 16 oktobra, eny Vontovorona.

Nandresy an'i Guinée Équatoriale tamin'ny isa 1 noho 0 i Madagasikara tamin'ny lalao mandroso natao tamin'ny sabotsy 13 oktobra lasa teo.

Efa manomboka ny fivarotana tapakila sy ny fidirana ety amin'ny Kinja Vontovorona.

 

 

Publié dans Sport