Filtrer les éléments par date : lundi, 15 janvier 2018

Interview sonore Affaire Houcine ARFAT - RTL 15 janvier 2018.
Clquer sur le lien YouTube en bas

 

https://youtu.be/S8E0rqcDUgg

 

 

 

Publié dans Fil info
lundi, 15 janvier 2018 19:34

Affaire Houcine ARFAT

Affaire Houcine ARFAT

Publié dans A la Une

C'est sous une pluie battante que le Président de la République est allé visiter le pays et le peuple Zafimaniry, ce 15 janvier. L'Art et la Culture Zafimaniry sont classés au patrimoine immatériel de l'humanité par l'UNESCO, mais la société Zafimaniry a fortement régressé dans différents domaines.

Aujourd’hui, une grande partie des Zafimaniry s’est reconverti dans la plantation de canne à sucre avec comme unique débouché la fabrication d’alcool artisanal. Il n’y a pas si longtemps les touristes passionnés de découverte ont sillonné cette région propice aux randonnées, mais l’insécurité a vite fait de décourager opérateur et touristes. Outre les dégâts du récent cyclone AVA, les infrastructures sont dans un piteux état.

Publié dans Sociale

Manomboka miha ritra ny rano vao mipoitra tsikelikely ny takaitra navelan’ny rivodoza AVA teo iny. Ankoatra ireo trano roa rava tao amin’ny kaominina Antsoantany dia isan’ny nahitana fahapotehana goavana ihany koa ny fambolem-bary satria velarantany tsy latsaky ny 50 ha no potiky ny rivodoza ka tsy antenaina hisy vokatra intsony. Vaky mantsy ny fefiloha tao amin’ny tananan’i Fiantsonana, fokontany Antsampanimahazo.

Niitatra hatrany amin’ny fokontany manodidina moa izany satria tonga hatrany Anjamana sy Morarano ary hatrany Soanamelana ny fahavoazana, ka raha ny vary dia efa izay aloha no nataony fa ny voly avotra sisa no mety ho fanantenan’ny mponina satria lakandrano mahatratra 3 km no mila harenina amin’izany.

Manao antso avo amin’ny fitondram-panjakana moa Rtoa RAMANANTENASOANIAINA Nalitiana, Ben’ny Tanàna mba hijery akaiky izao fahavoazana izao.

Raha tsahivina dia efa niharan’ny havandra natevina ihany koa ity kaominina ity, ary dia izao tratry ny rivodoza izao ihany koa.

 

Publié dans Vaovao

L'animal brun aux yeux immenses mesure 17 cm, avec une longue queue de 27 cm. Il a été découvert par des chercheurs étrangers dans le sud-est de Madagascar et se nourrit essentiellement de fruits.

112 espèces et sous-espèces de lémuriens sont endémiques à Madagascar et près de 90% sont menacées.

 

Publié dans Fil info

Efa andro vitsivitsy izao, zara raha mahita lasantsy, ary hifampitadiavana amin'ny varomaizina. Tafakatra 15 000 Ariary ny litatry ny lasantsy izao raha mahita.

Misy fivorian'ireo tompon'andraikitra amin'ny tobin-dasantsy androany andinihina izao krizin-dasantsy eto Maroantsetra izao.

 

Publié dans Tselatra

Sahiran-tsaina ny ray aman-dreniny sy ny fianakaviana momba an’i Nancy. Tsy manam-baovao mikasika azy ny fianakaviana taorian’ny tsy nahitana azy nanomboka ny sabotsy 13 janoary 2018.

14 taona izao i Nancy na Razafindrahanta Haniriantsoa Nancy, tsy nisy fibedesana na koa fifamaliana teo aminy sy ny ray aman-dreniny nialoha izao tsy nahitana azy izao.

Miantso ireo izay manam-baovao mikasika azy na mety mahita azy ny fianakaviana mba hampandre azy ireo na ny manampahefana akaiky azy indrindra.

 

Publié dans A la Une
lundi, 15 janvier 2018 15:38

RN7: Route coupée à Ambatofitorahana

RN7: Route coupée à Ambatofitorahana, 45km au sud d'Ambositra, accident d'un camion

Publié dans Fil info
lundi, 15 janvier 2018 15:33

RN7: Tapaka io tolakandro io indray

Kamiao niala ranontany tao anaty arabe ao Ambatofitorahana, 45km atsimon'Ambositra no nibolisatra ka mibahan-dalana nanomboka ny tolakandro teo. Mitohana ny fifamoivoizana. Efa miasa ireo manala ny ranontany ahafahan’ny fiara mandeha.

 

Publié dans Tselatra

Ny alarobia 10 janoary tamin’ny 7 ora hariva, teny Amborovy “petite plage” dia olona roa samihafa no nanao fitarainana teny amin’ny Zandary fa nendahina andian-jatovo sady voadaroka. Ilay olona iray sady nodarohina no nalainy ny volany mitentina 100.000 Ariary sy finday.

Fotoana fohy taorian’io dia nisy olona avy any Soaniedanana ihany koa tonga nitaraina fa norobainy ary mitovitovy avokoa ny famariparitana ny endrik’ireo andian-jatovo ireo.

15 taona hatramin’ny 21 taona ireto tovolahy ireto izay mirongo zava-maranitra. Manao fanamiana mpanao fanatanjahantena izy ireo rehefa manao asa ratsy ary esorina rehefa vita ny atao.

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2