Filtrer les éléments par date : lundi, 25 décembre 2017

Le rapt d’enfant a eu lieu le 22 décembre vers 17h à Marais Masay Andranobevava, par une bande de 5 individus lourdement armés, le jeune Nathan Andriantsitohaina, âgé de 14 ans a été libéré le soir du 24 décembre par ses ravisseurs, qui auraient cédé face aux fortes pressions notamment des bourgeois Merina.

Des sources proches de la famille se disent sur la bonne piste pour identifier les ravisseurs et leur commanditaire, suite à l’acquisition, auprès des opérateurs téléphoniques, des renseignements sur les numéros des mobiles utilisés par les ravisseurs pour entrer en contact avec la famille de Nathan.

Ces mêmes sources de poursuivre que face à la passivité du Fanjakana, un “commando” était déjà prêt à entrer en action pour la libération de Nathan.

Publié dans A la Une

Sourire aux dents, avec chacun un cadeau bien emballé dans les mains, 100 enfants, issues des familles très vulnérables du fokontany de Manarintsoa Afovoany dans le premier arrondissement de la Commune Urbaine d'Antananarivo, rentrent chez eux en cette période de Noël rayonnant de joie.

Comme à l'accoutumé, l'Association Tsimanavaka, soutenu par des simples citoyens de bonne volonté, a célébré à l'EPP Manarintsoa la fête de la nativité avec ses protégés.

Une occasion pour cette association de jeune et une dizaine de simples citoyens de bonne volonté de non seulement distribuer des cadeaux mais de partager la joie pour ces oubliés de la société.

L'Association Tsimanavaka a été l'initiatrice de l'évènement, les cadeaux,eux, par ailleurs ont été collecté auprès d'une dizaine de donateurs.

 

Publié dans Sociale

Ankizy maherin'ny 3000 zanaky ny mpikambana Assanati Famo Gidraka no nozaraina kilalao tao amin'ny Tranoben'ny kolontsaina ny sabotsy teo. Notsarovana manokana ireo ankizy amin'ny maha fetin'ny Noely ny andro.

Kilalao maro isan-karazany no nozaraina. Miezaka hatrany ny fikambanana manampy ireo mpikambana hamenoana fifaliana ireo tokantrano tsirairay isaky ny fety satria mahatsapa ny filoha mpanorina sady mpitarika fa mihasarotra ny fiainana ary maro amin'ireo tokantrano no tsy mahita na dia vola hividianana kilalao ho an-janany aza. Hafaliana sy haravoana no hita taratra nisoritra teny amin'ny endrik'ireo ankizy sy Ray aman-dreny teo am-pandraisana ireo fanomezana.

Tonga nanome voninahitra ny lanonana teny amin'ny Tranoben'ny kolontsaina Mangarivotra ny Prefen'i Mahajanga, Ravelomahay Lahiniaina Fitiavana.

Publié dans Sociale

Notanterahina tao Namakia ny 20 sy 21 desambra teo ny “Zanaka Namakia Mihonjo”, hetsika karakarain’ny zanaka ampielezan’i Namakia. Nisy ny Lomay bevata na hazakazaka lehibe sy lalao baolina kitra ary fanofanana momba ny fambolena sy fiompiana izay nokarakarain'izy ireo.

Ireo vato nasondrotry ny tany no tompon-kevitra tamin'izany ka tamin'ity taona ity ny andiany faharoa amin’ny “Zanaka Namakia Mihonjo”, raha tamin'ny taona lasa ny andiany voalohany. Faly ny mponina tao Namakia satria nahita ireo zanany izay mila ravinahitra mielimpatrana erak’izao tontolo izao mahay miray hina sy mifankatia ary mifanohana ny amin'ny fitodiana sy fijerena ny tanana nahabe, ka nisy ny loka azon'ireo mpandray anjara mendrika rehetra.

Publié dans Sociale