Filtrer les éléments par date : lundi, 09 octobre 2017

Certaines écoles privées commencent en ce début du mois d'exiger le payement des écolages des enfants à l'école. Les parents haussent la voie en justifiant que leurs enfants sont obligés de rester à la maison et qu'ils n'ont pas à payer l'écolage des vacances de peste.

On sait que l'écolage de beaucoup d'école privée tourne autours de 70 000 ariary /mois sans repas, ni transport, pour les primaires.

 

Publié dans Fil info

Mitombo isa ireo olona ahiana ho voan’ny pesta na ahitana soritr’aretina manatona ny hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona Ampefiloha-Antananarivo. Nohidiana mihitsy ny sampandraharaha “Viscérale B” androany io.

Nisy ny fivorian’ireo lehiben’ny sampandraharaha rehetra tao amin’ny hopitaly, ny maraina teo, ho fiatrehana izany. Misy ny naoty mivoaka fa tsy mahazo maka fialantsasatra na fierana tsy hiasa ny mpiasa.

Tsy azo atao ny mamangy marary, manatitra vary dia mivoaka. Marary iray, mpiandry marary iray.

 

Publié dans Tselatra

Nampiahiahy ny mponina ny nahafaty ity lehilahy ity androany tolakandro amin’iny lalana miazo an’i Itaosy eny Antananarivo Atsimondrano iny.

Mifamahofaho ny filazan’ny olona teny an-toerana ny amin’ny nitarika ny fahafatesany. Tao ny nilaza fa fanina ilay rangahy, dia naka toerana teo amoron-dalana nefa nitolefika ary namoy ny ainy, ny hafa indray milaza fa mamo.

Tamin’ny efatra ora tolakandro no efa teo amoron-dalana ny razana, amin’ny fito ora alina tsy mbola nisy naka.

 

Publié dans Tselatra

Na eo aza ny valanaretina pesta, dia mbola manohy ny sidina mankany Frantsa ny kaompania nasionaly Air Madagascar. Eken’ny frantsay ny fepetra ara-pahasalamana nataon’ny Malagasy hisorohana ny fihanak’ity valanaretina ity amin’ny mpandeha sy ireo mpiasa anaty fiaramanidina toy ny mpanamory.

 

Publié dans Tselatra

Nisy vaovaom-pianakaviana nanaitra azy tamin’ny 27 jolay 2017, ka nitarika io AVC (Accident Vasculaire Cérébral) io.

Manaraka fitsaboana eto an-toerana izy, ary efa mihatsara ny fahasalamany. Efa mianatra mandeha sy miteny i Lego, ary efa nivoaka ny hopitaly.

Hisy hetsika tolo-tanana handraisan’ny mpanakanto maro ao amin’ny Le Glacier Antananarivo ny 12 oktobra izao, ho fanohanana an’i Lego amin’ny fitsaboan-tena izay ataony.

 

Publié dans Art et Culture

Ho tohin'ny ady atao amin'ny pesta dia nientana ireo mpikambana TGV sy ny vondrona Miaraka amin'ny Prezida Andry Rajoelina na Mapar aty Toamasina, nanentana ny olona amin'ny fahadiovana, no nandraraka fanafody iadiana amin'ny pesta manerana ny Tsena rehetra na ny Bazar eto Toamasina ny sabotsy 07 oktobra lasa teo, ny Bazar Be sisa no mbola atao.

Nitarika mavitrika tamin'izany moa ny Solombavambahoaka Irmah Naharimamy, izay tsy zoviana amin'ny Faritanin'ny Toamasina intsony ny ezaka fanaovan-tsoa manerana ny Toamasina ataony.

 

Publié dans Sociale
lundi, 09 octobre 2017 14:50

Le Pestis défie le Pistis

L’endémie de peste qui connait actuellement un regain, fait d’elle une menace mortelle pour les Malagasy et ceux habitant la grande île. Les chiffres de samedi 07 octobre fait état de 42 morts, il y a de quoi donner des frissons.

La peste tire son nom du Latin Pestis signifiant « fléau, malheur, désastre, calamité, destruction, ruine » selon l’expression de Cicéron « pestem sibi machinari » (s'attirer des malheurs). On désigne aussi par « peste » un homme funeste, un animal nuisible, un être pernicieux ou un objet fatal, à l’image de la description, du même Cicéron, de « pestis textilis » (tissu funeste) la robe empoisonnée de Nessus (le centaure) qui tua Hercule, le demi-dieu de la force, ce dernier pour abroger ses souffrances s’immola sur un bûcher.

Donc la peste incarne le mal absolu, une fin mortelle avec ses cohortes de cadavres qui n’ont qu’un seul destin: être livrés aux flammes afin de ne pas répandre l’épidémie, pour cela la peste signifie l’enfer !

Publié dans Editorial

Un point de presse par la direction régionale de la santé est prévu pour rapporter les faits de façon officielle à Fianarantsoa. L’on déplore, par ailleurs, 03 cas confirmés à Ambohimahasoa, Alakamisy Ambohimaha et Fianarantsoa. Selon la communication de la Région de Haute Matsiatra, ces personnes sont déjà prises en charge.

 

Publié dans Fil info

Madagascar bientôt sous quarantaine dans l'Ocean indien. Apres Seychelles qui a suspendu tous ses vols, et voilà L’île Maurice qui décommande la destination Madagascar sauf cas impérieux.

 

Publié dans A la Une

Lehilahy iray, 23 taona, no maty tsy tsa-drano ary iray hafa tsy mbola mahatsiaro tena ao amin'ny trano fameloman'ainan'ny Hopitaly PZaGa Androva hatramin'izao.

Lozam-pifamoivoizana nitranga alina tamin'ny 12 ora sy sasany teny Antanimalandy no nahafaty sy namparatra azy roalahy ireto.

Tsy fantatra mazava izay tena niavian'ny loza fa ny Bajaj nidofotra tamin'ny tambohon'ny Fiangonana FLM. Izy roalahy nipitika teny ampovoan'arabe, ny iray maty teo no eo ary ny iray tsy nahatsiaro tena.

Tsy nisy nahita izay zava-nitranga fa diana hisatra aty amin'ny 15 metatra miala ny toerana nidonan'ilay Bajaj no hany hita. Samy mpamily Bajaj izy roalahy ireto ary mipetraka eny amin'ny manodidina an’i Tanambao Sotema, toerana nisehoan'ny loza ihany.

Publié dans Vaovao
Page 1 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa