Filtrer les éléments par date : dimanche, 08 octobre 2017
dimanche, 08 octobre 2017 12:59

Peste: Le bilan s'alourdit

Le bilan s'alourdit, 42 morts.

(Source Ministère de la Santé)

Publié dans Fil info
dimanche, 08 octobre 2017 12:58

Maroala Amborovy: Lehilahy maty namono tena

Olana ara-pitivavana no voalaza fa nitarika an'ity lehilahy ity namono tena. 26 taona izy izao maty izao.

Raha ny fitantaran'ireo olona akaiky azy dia nisaraka tamin'ny vadiny ity rangahy ity ka izay no antony nahatonga azy namoifo.
Nahantony tamin'ny hazo tao anatin'ny kirihitra ala ny tendany ka olona sendra nandalo no nahita azy.

 

Publié dans Tselatra
Page 2 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa