Filtrer les éléments par date : vendredi, 06 octobre 2017
vendredi, 06 octobre 2017 22:51

Ankorondrano: Mosoara nisy rà nampisahotaka

Tao amin’ny trano fanaovana visa hiazo an’i Frantsa no nisian’ity trangan-javatra ity androany teny Ankorondrano, Antananarivo.

Nahitana mosoara nisy rà tao amin’ny trano fidiovana. Nisahotaka ny olona tao sao pesta. Nakatona avy hatrany ilay trano. Nantsoina ny manampahefana. Notondrahana fanafody tao anatiny. Tsy fantatra an'iza ilay mosoara.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 06 octobre 2017 22:44

Pesta : Mpiasan'ny fahasalamana

Vonona hatrany handray andraikitra ny mpiasan’ny fahasalamana

 

Publié dans Tselatra

Ho fiarovana ireo ankizy sy fitandrovana toy ny anakandriamaso ny fahasalaman’izy ireo dia nanapa-kevitra ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena fa hatao “Semaine d’observation” ny herinandron’ny faha-9 oktobra.

Tsy mianatra noho izany ireto CISCO sy ZAP ireto mandritra iny herinandro ho avy iny, araka ny fampitam-baovao ao amin'ny pejy fesibokin'ny ministera:

Publié dans Tselatra

Nanamafy, androany, ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena nandritra ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety fa tsy miova ny « Calendrier scolaire 2017-2018 ». Efa misy hoy izy ireo ny fepetra raisina amin’ny ho fisorohana ny pesta.

 

Publié dans Tselatra

Mitaky ny fandoavana ny karaman'izy ireo ny mpiasan'ny orinasa mpamokatra divay Lazan'i Betsileo.

Raha ny fantatra dia hatramin'ny volana oktobra 2016 no tsy voaloa ara-dalana izany karama izany. Noefaina miandalana tsikelikely izany ka manodidina ny enim-bolana ny mbola tsy vita hatramin'izao.

Manao izao fitokonana fanairana izao izy ireo ary misy hatrany ny asa fototra fampiodinana ny orinasa.

Misy ny fanantonana ireo mpitantana sy mpanapa-kevitra tanterahan'ireo solontenan'ny mpiasa ao anatin'izany.

 

Publié dans Sociale

Eto Toamasina hatry ny omaly ny minisitry ny fizahantany Roland Ratsiraka, manentana ireo hotely sy toeram-pisakafoanana ary Agents de tourisme, momba ny pesta sy manampy azy ireo ara-panafody koa.

 

Publié dans Tselatra

Mampanahy ny vahoaka eto an-toerana ny tsy famoahana mivantana ny zava-misy marina momba io valan'aretina io hatramin'izao. Ny fanentanana ho fanadiovana ny tanàna no miverimberina, ary ny tolotanana tanterahan'ireo mpandraharaha sy fikambanana vitsy no hita taratra. Nandray anjara tamin'ny fanadiovana sy fandrarahana fanafody mamono bibikely ihany koa ny oniversiten'i Fianarantsoa.

Hatreto dia miaina ao anaty tsy fahampiam-baovao tanteraka ny mponin'i Fianarantsoa.

Publié dans Vaovao

Cette décision affectera inévitablement le secteur tourisme malagasy.

 

Publié dans Fil info
vendredi, 06 octobre 2017 08:59

Conduite d’évitement

Se disculper, trouver des excuses et accuser les autres sont des spécialités de nos gens. En empruntant l’expression d’un philosophe : «la ….peste c’est les autres !». Alors que nous sommes en pleine époque de l’apparition saisonnière de cette épidémie devenue chez nous une endémie, des rumeurs, des voix s’élèvent ici et là, profitant de cette occasion funeste afin de tenter de «faire bouger les choses».

En effet tout le monde se disculpe sur les prises de responsabilités concernant les décisions à prendre dans le combat contre la maladie. Le gouvernement accuse les maires de ne pas être à la hauteur des défis qui les attendent pour des catastrophes pareilles et de leur côté les édiles accusent l’Etat de ne pas verser les «subventions» qui leur reviennent, et pendant tout ce temps, quelques-uns crèvent dans l’indifférence générale.

Madagascar est parmi les pays pauvres de la planète mais ses responsables trouvent cela dans l’ordre des choses ! Personne ne se soucie du problème de santé publique soulevé par la peste, chacun y va de son trémolo afin de défendre sa cause.

Publié dans Editorial

D'après le communiqué délivré par la Ligue Régionale de Foot, les deux dernières journées de THB/LDC se dérouleront à huis clos.

Organisées le 6 et 8 octobre 2017, ces rencontres subissent l'écho de mesures préventives décrétées par le gouvernement.

Pour cette 4e journée date du 06 octobre 2017 le premier match opposera Zanakala FC contre RTS Jet Mada. Le second match verra l'affrontement entre COSFA Analamanga et TOP DOM. Le troisième match prévu le 8 octobre sera entre ELGCO Plus et FC Angele Anosy.

 

Publié dans Sport
B1 - Polyclinique
B2 - Toa