Filtrer les éléments par date : mercredi, 04 octobre 2017
mercredi, 04 octobre 2017 22:49

Peste: Situation au 04 octobre

(source : Ministère de la santé publique)

Publié dans Fil info

Nahitam-bahaolana ny fidinana ifotony nataon'ireo mpitarika ny mpitatitra eto Madagasikara taty Vohiposa ny andron'ny 3 oktobra 2017. Hita maso ny faharefoan'ny tetezana nasolo ilay nirodana andro vitsivitsy ka nahatonga ny fandanjana ireo fiarabe mandalo hatramin'ny zoma lasa teo.

Ny zava- misy dia matahotra ny mampiasa io tetezana io ireo mpamily fiarabe noho izany tsy fahatokisana ny fotodrafit'asa izany. Ny famerana ny vesatra entina rahateo dia mampitombo izany ahiahy izany.

Taorian'ny fankanesana taty an-toerana nataon'ireo mpikambana amin'ny APTR (Association Professionnelle des Transporteurs Routiers) nasionaly sy rejionaly ireo dia tapaka fa hanaraka ny fepetra famerana ny vesatra amin'ny 44 taonina izy ireo ka manao transbordement na mijanona tanteraka ireo fiarabe tsy mahafeno ny fepetra.

Publié dans Vaovao
mercredi, 04 octobre 2017 19:24

CCI Ivato: Salon de l'auto 2017

Hanomboka rahampitso alakamisy 05 oktobra ny Salon de l'auto 2017.

Maro ireo ampiranty sy hivarotra ireo karazana fiarakodia sy moto izay raitra tokoa.

Aharitra hatramin'ny alahady 08 oktobra moa ity fampirantiana ity.

 

Publié dans Fil info
mercredi, 04 octobre 2017 18:48

Peste: Lycée Français de Tananarive fermé

A la demande des autorités malagasy, le Lycée Français et les Ecoles primaires seront fermés à partir de demain 05 octobre jusqu'à lundi 09 octobre 2017.

Toutes les activités se déroulant dans l'enceinte du Lycée sont annulées.
Les élèves internes seront gardés dans l'enceinte de l'établissement.

C'est la communication lue dans la Pronote de l'Etablissement.

 

Publié dans Fil info
mercredi, 04 octobre 2017 18:46

Madame Viviane mpanamboatra Harona

Izy no Madame Viviane mpanamboatra ireny Harona,Tsihy, Kitapo sy ny maro hafa vita avy amin'ilay antsoina hoe Feuillard.

Ity no fiveloman'izy mianakavy kely, eny amin'ny Tsenaben'Isotry no mandray ny asa vitany.

 

Publié dans Art et Culture

Marc Ravalomanana serait notifié de l'arrêté interministériel ordonnant la fermeture de la société AAA qui gère les matériels de production de TIKO SA et les circuits de vente de ses produits.

Motif, permis environnemental, certificat de consommabilité des produits, utilisation d'eau.

Cette décision intervient au lendemain de la déclaration de Marc Ravalomanana réclamant le retour du SAMVA (Service Autonome de Maintenance de la Ville d'Antananarivo) pour être sous la tutelle de la Commune Urbaine d'Antananarivo.

Des milliers d'employés seraient au chômage en cas d'application dudit arrêté.

Publié dans A la Une

La vacance d’un siège de Député à l’Assemblée Nationale, à la suite du décès de sieur Levao Nitadiavina, est constatée par la Haute Cour Constitutionnelle dans son Arrêt n°02-HCC/AR du 04 septembre 2017.

Lezoma Ferdinand, maire de Marolambo et premier remplaçant de la liste « Indépendant Levao Nitadiavina» de Marolambo, est proclamé élu comme Député à l’Assemblée Nationale aux lieux et place de Levao Nitadiavina.

Rappelons que Levao Nitadiavina est décédé à Antananarivo, 3ème Arrondissement, le 25 mai 2017. Lezoma Ferdinand prendra fonction lors de la prochaine session parlementaire.

 

Publié dans Politique
mercredi, 04 octobre 2017 13:49

RN4 Ankazobe : Namono olona indray

Fiara Sprinter iray mpitatitra olona niala ny atoandron’ny alatsinainy 2 oktobra, avy any Befandriana Avaratra hiazo an’Antananarivo no tra-doza teo amin’ny 30 km tsy hidirana an’Ankazobe, eo anelanelan’i Manankazo sy Firarazana ny talata 3 oktobra tamin’ny 1ora maraina, nivadika.

Nandeha mafy ilay fiara, tao anaty fiolahana sady fidinana anefa no nifanena tampoka tamina fiara Sprinter iray hafa somary nangalatra afovoan-dalana ka niala io ilay fiara no nivadika.

Tsy nijanona ilay fiara nihavian’ny loza.

Mpandeha iray maty tsy tra-drano, naratra ny ankamaroany.

Publié dans A la Une

Ho fanatanterahana ny fanadiovana faobe amin'ireo toeram-pianarana rehetra miankina sy tsy miankina amin'ny fanjakana, hisy ny fandrarahana fanafody ny alakamisy 05 oktobra sy ny zoma 06 oktobra ho avy izao amin'ireo sekoly rehetra eto Mahajanga ho fiadivana amin'ny pesta.

 

Publié dans Tselatra

Nifanao fotoana tao Antohomaro, Kaominina Farahalana, ny talata 03 oktobra 2017, ireo ao amin’ny Fikambanana Mpitsabo netim-paharazana miaro ny traikefa maha Malagasy ato amin’ny Faritra SAVA notarihin ny mpandrindram-paritra Randriamisanjy Solotiana Thomas.

Miisa 71 ny mpikambana raikitra aty SAVA amin’izao ka ao ireo mpitsabo ny taolana tapaka, ny mpitsabo may, ny mpitsabo kakerin'ny biby, ny mpitsabo amin’ny alalan'ny fipetrahan-javatra, ny tromba, ny mpimasy…

 

Publié dans Sociale
Page 1 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa