Filtrer les éléments par date : mardi, 03 octobre 2017
mardi, 03 octobre 2017 21:05

Peste: Aide de l'OMS

500.000 dollars de l'OMS pour vaincre l'épidémie de peste.

 

Publié dans Fil info

Ny alin’ny alatsinainy 2 oktobra 2017 no nitranga ny fanafihana. Voakapa famaky teo amin'ny lohany ity mpiasam-panjakana ity. Nezahina novonjena hoentina tany Ambositra saingy teny an-dalana tao Ambodromisotra no tapitra ny ainy. Naratra noho ny vono ihany koa ny zanany, saingy tsy misy atahorana ny ainy.

Ny vola saram-pisoratan’anaran’ny mpianatra no notadiavin’ireo dahalo ary tsy namelany raha tsy azony. An-tapitrisany ireo vola ireo satria mizara roa ny CEG, dia ao amin’ny Fokontany Ambohibary sy ny eo Alarobia, izay samy eo ambany fiadidian’ity Tale ity.

Noraofin'ireo dahalo ihany koa ny vatafahitalavitra sy ny fitaovana maro tao an-tonkatranon’ilay mpampianatra.

Efa nentin’ny fianakaviany nody any Anjanampara-Betafo ny Razana.

Betsaka ny fomba tsotra azo ampiasaina amin'ireny fandefasana vola amin'ny finday ireny no mila dinihina amin'ny fikirakirana vola, sady tsy milahatra any amn'ny banky, no tsy atahorana ny fandriam-pahalemana.

 

Publié dans Vaovao

Zaza iray nipetraka tao amin'ny Fokontany Bateravola no fantatra fa lavon'ny aretina pesta tany an-drenivohitra. Tsy nisy ny fahafatesana vokatr'izany teto Fianarantsoa. Nanao fampitam-baovao momba izany ireo tompon'andraikitra eto an-toerana ka nidina any Sendrisoa izay nahenoana tranga iray tamin'ny herinandro vitsy lasa ny solontenan'ny OMS mandalo amin'izao fotoana izao.

Nanaovan'ny Ben'ny Tanàna tatitra ny tsy fahampian'ny fitaovana sy fiarabe entina manadio ny tanàna ho fisorohana ny aretina.

Misy ireo mpandraharaha naneho fahavononana ny hanome fiarabe ho fanangonana ny fako miely eran'ny tanana mba ho fiatrehana izany.

Ankoatr'ireo dia maro ny fepetra raisin'ny vondrona isan-tokony toa ny famentrahana fanafody mamono bibikely ao amin'ny stade Ampasambazaha noho ny fanatanterahana ny lalao baolina kitra amin'ny sehatra nasionaly amin'izao fotoana izao.

 

Publié dans Vaovao

Maromaro izy ireo, ankoatra ireo dimy voa ny faran'ny herinandro teo, vokatry ny fifampikasokasohana tamin'ireo marary tonga teny amin'ny hopitaly.

Hatramin'ireo mpikambana ao amin'ny Cellule de crise najoro handray an-tanana ny ady amin'ity pesta ity eto Toamasina aza voa. Efa manaraka fitsaboana ao amin'ny hopitalibe ireo marary vaovao ireo amin'izao.

 

Publié dans Tselatra

Taorian'ny rivodoza mahery vaika Maria tany Porto Rico, dia nilaozan'i Filoha amerikanina Donald Trum nandeha nijery Golf, taorian'ny trano fitaratra miaro amin'ny bala ny week-end lasa teo, ka dia tezitra mafy ireo mponina any Porto Rico.

Niezaka anarina izany moa i Donald Trum ka nanainga androany hiazo an'i Porto Rico, ary ho any Las Vegas kosa rahampitso hijery ireo voa tamin'ny tifitra variraraka nataon'ilay amerikanina efa misotro ronono raha nijery fety ireto olona amanaliny, ka nahafaty olona 59 ary maratra 527.

 

Publié dans Tselatra

Rehefa nanomboka nahazo aina ilay mpihira malaza namorona ilay hira "Vonjeo Soamahamanina", raha iny izy nisy roalahy nitondra sabatra nanafika azy tao antranony ny alahady 1 oktobra tamin'ny 03 ora maraina, dia noho ny ezaky ny Namana dia entina any Antananarivo i Rah Ckiky hanohy ny fitsaboana azy.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 03 octobre 2017 16:21

Peste: Des chiffres qui font polémique

Le Ministère de la santé publique de Madagascar publie ce mardi en début d'après-midi, dans sa page Facebook, un tableau récapitulatif de la situation de la peste ce 03 octobre 2017. On peut lire dans ce tableau que le nombre de décès recensés à travers toute l’île est de 30 jusque-là dont 9 à Antananarivo ville.

Or le ministre de la santé publique Pr Andriamanarivo Mamy Lalatiana a été catégorique, lors d’une conférence de presse qu’il a tenu au ministère à Ambohidahy Antananarivo ce même jour à 14h, il a affirmé que le nombre de décès est de 28 dont 8 à Antananarivo ville.

 

Publié dans Fil info

A cause de la peste, tous les enseignements à l’Université d’Antananarivo sont suspendus jusqu’au 7 octobre 2017.

 

Publié dans Fil info
mardi, 03 octobre 2017 16:12

Peste: Dispositif pour les touristes

Le Ministère du Tourisme sensibilise les hôtels et les restaurants sur l’assainissement de leur lieu de travail.

 

Publié dans Fil info

Organisée par le Ministère du Tourisme, cet événement rentre dans le cadre de la célébration de la Journée Mondiale du Tourisme.

 

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2