Filtrer les éléments par date : samedi, 28 octobre 2017
samedi, 28 octobre 2017 23:26

Taxi: Manohitra ny contre visite Omavet

Nitokona teny Anosy ireo fiara karetsaka izay tsy mankasitraka ny fisian'ny OMAVET omaly zoma 27 oktobra.

Nizotra nankany amin'ny Lapan'ny Tanàna izy ireo hiaona amin'ny Ben'ny Tanàna, tsy tao moa ity farany ary tsy nisy ihany koa valiny tamin'ny fagantahan'ireto taxi ireto, ny anafohanana ny contre visite Omavet, ka dia niaraka nirodorodo nandeha tany amin'ny ministeran'ny fitaterana indray.

Tsy misy manome valiny amin'ny fangatahan'izy ireo ka dia nilaza ireo Taxi fa hanamafy ny hetsika indray.

 

Publié dans Fil info

Dix-huit journalistes et médias sont nominés cette année. Trois d’entre eux se verront remettre le Prix RSF-TV5MONDE pour la liberté de la presse, le 7 novembre prochain, à Strasbourg. Ils sont sélectionnés par les équipes de Reporters sans frontières (RSF) pour leur professionnalisme, leur indépendance et leur engagement en faveur de la liberté de la presse. Outre sa dimension honorifique, les prix remis aux lauréats sont accompagnés d’une dotation d’une valeur de 2500 euros.

Parmi les nominés dans la catégorie médias figure la Radio Jupiter d’Ilakaka, crée en 2002. Son créateur, Fernand Cello, s’est toujours attaché à dénoncer les collusions entre les autorités locales et les compagnies privées.

Le journaliste Fernand Cello est arrêté sur son lit d’hôpital en mai 2017 et jeté en prison à Ihosy, pour avoir dénoncé l’exploitation minière sauvage de la société Gondwana. Le procès a eu lieu au mois de septembre. Il est condamné à deux ans de prison avec sursis après cinq mois de détention provisoire.

 

Publié dans Fil info

Ity EPP ity no sekoly tokana mampianatra zaza manana fahasembanana eto Menabe.

 

Publié dans Tselatra

Tsy nahitana trangana pesta niditra hopitaly na nampiahiahy intsony tamin’ireo Distrika miisa dimy mandrafitra ny Faritra Analanjirofo tato anatin’ny 25 andro izao.

Efa sitrana ka nivoaka ny hopitaly avokoa ireo narary 25 tao Fenoarivo Atsinanana. Toy izay koa ireo olona roa hita fa voan’ny pesta tao Mananara Avaratra ny 16 oktobra sy ity olona iray tao Soanierana Ivongo ny 17 oktobra teo.

Tsy mbola nahitana soritr’aretina kosa ny tao Maroantsetra sy Sainte-Marie hatramin’ny nisian’ny valan’aretina pesta tao Analanjirofo. Nisy olona iray maty kosa tao Vavatenina, izay tovolahy 30 taona nitsoaka ny fitsaboana azy teto Toamasina.

Tao anatin’ny fotoana nisian’ny valan’aretina pesta tao Analanjirofo dia olona niisa 1 450 no nahazo fanafody niarovana azy ireo noho izy ireo nifanosihosy tamin’ireo marary voan’ny pesta tany an-toerana teo aloha teo.

Publié dans Vaovao
samedi, 28 octobre 2017 22:47

Sambava: Marary iray nitsoaka hopitaly

Ny alakamisy 26 oktobra 2017 raha iny hampidirina tao ao amin’ny toeram-pandidiana na Bloc Opératoire iny ity renim-pianakaviana iray dia raiki-tahotra raha vao niditra ny efitrano nahita ireo fitaovana niandry azy, ka niera tamin-dradoko mba handeha “douche” vetivety. Dia izay ko no nahitana azy farany.

Na ny fianakaviana izay nitondra azy aza sanganehana hany ka voatery nentina nody ireo fanafody iray baoritra izay efa nomanina tamin’ny fandidiana.

Avy any Ambaliabe, Kaominina Tanambao-Daoud ity marary ity araka ny nambaran’ny mpitsabo. Mety tsy mbola marary angamba izy matoa nitsoaka fa ny aretiny dia tsy maintsy mandalo fandidiana no vahaolana hita fa hahatsara azy hoy hatrany izy.

 

Publié dans Tselatra

L'Ambassadeur des Etats-Unis Robert T. Yamate avec le Président Hery Rajaonarimampianina et le représentant de la Société Henri Fraise ont inauguré hier vendredi 27 octobre la centrale photovoltaïque Fluidic / Henri Fraise sur le site pilote de Belobaka, dans la Région de Bongolava, un projet visant à développer un mini-réseau de distribution avec une technologie de stockage sur batterie intégrée.

Ce projet, financé par l'Agence américaine pour le commerce et le développement (USTDA) d’une valeur de 63 millions de dollar donnera accès à l’électricité à plus de 27 000 ménages et entreprises à Madagascar.

La mise en œuvre du projet dans 100 villages malagasy se traduira par la production de 10 mégawatts d'énergie solaire et le stockage sur des batteries d’une capacité de 88 mégawatts/heure.

 

Publié dans Fil info

La journée du 28 octobre est aussi dédiée au Cinéma d'animation. Journée du judo.

 

Publié dans Fil info