Filtrer les éléments par date : vendredi, 27 octobre 2017

Manomboka mitsoa-ponenana ny mponina ao Madera Antsahavaribe noho fahitana faty olona mampiahiahy. Tao anatin’ny herinandro iray dia efa efatra no maty mifanesy.

Vavy antitra iray 70 taona no niatombohany ny talata 24 oktobra lasa teo iny, ary saika mitovy avokoa ny tranga miseho mialohan’ny fahafatesana, fa misy tsiranoka mivoaka avy eo am-bava ary tsy maharitra fa ora vitsy dia maty.

Manazava ny Benin’ny Tanànan’Antsahavaribe, Zara Simon Maxime, mitondra fanazavana fa tena misy ity toe-javatra ity fa ahiahy ny an’ny mponina sao dia mety misy milalao aody ratsy ao an-tanàna.

Nanamafy ny Benin’ny Tanàna fa tsy vao sambany no nisy tranga niseho tahaka ity saingy variraraka loatra ny fahafatesana tamin’ity ary mampangovitra ny mponina.
Efa nampandrenesina ny zava-misy ny Médecin Inspecteur Sambava, Dr Volamiarana Adelaide.

 

Publié dans Tselatra

Ils étaient quatre candidats pour briguer le poste de président du SYNAD (Syndicat des Administrateurs Civils de Madagascar). L’élection s’est déroulée ce vendredi 27 octobre à l’espace Salohy Andoharanofotsy.

Il fallait passer au deuxième tour pour connaitre le nouveau président du syndicat. Ainsi, Ramah Andriamanana a obtenu 211 voix contre 104 pour Razafindrainony Lala Beryl.

Ramah Andriamanana succède à Thierry Rakotonarivo, l’actuel vice-président de la CENI (Commission Électorale Nationale Indépendante).

 

Publié dans Fil info

Omaly alakamisy tokony ho tamin'ny 8ora 30 maraina no nitranga ny loza. Mpanamboatra trano ity tovolahy niaram-boina ity ary teo ampanatanterahana ny asany izy no nikasoka tampoka tamin’ny tariby mpitondra herinaratry ny Jirama.

Manaraka fitsaboana eny amin'ny hopitaly Androva izy amin'izao fotoana ary tsy misy atahorana ny toe-pahasalamany.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 27 octobre 2017 21:19

Peste

126 décès depuis le 1er août 2017 dans tout Madagascar.

 

Publié dans Fil info

À la demande du Gouvernement de la République de Madagascar, le Gouvernement du Japon, à travers l’Agence Japonaise de Coopération Internationale (JICA) à Madagascar, a décidé de fournir des matériels de secours d’urgence (30 720 masques de protection respiratoire, 400 thermomètres frontaux laser et 200 couvertures), en réponse à l’épidémie de la peste.

 

Publié dans Fil info

Le parlement catalan vient de déclarer son indépendance vis-à-vis de l'Espagne.

Publié dans Internationale

Le parlement catalan vient de déclarer son indépendance vis-à-vis de l'Espagne.


Publié dans Fil info
vendredi, 27 octobre 2017 09:51

27 octobre

Journée mondiale du patrimoine audiovisuel.

Publié dans Fil info

Nody omaly alakamisy 26 oktobra tolakandro avokoa, tsy miasa anio zoma. Izay no fepetra noraisin’ny tao amin’ny biraon’ny DREN na Foibem-paritry ny fanabeazana Analamanga, etsy Ambatomena Antananarivo I omaly.

Ny antony dia nisy mpiasa mifampitakosona aman'olona mpikarakara mararin'ny pesta, nefa tonga niasa omaly.

Nambara anefa fa “négatif” ny valin’ny fitiliana io mpiasa io rehefa natao ny fitiliana. Na izany aza norarahana ranom-panafody avy hatrany ny birao rehetra tao amin’ny DREN Analamanga ary nomena fanafody daholo ny mpiasa rehetra, hohanina mandritra ny telo andro, ary nalefa nody avokoa taorian’ny sakafo atoandro.

 

Publié dans Tselatra

La situation se redresse dans la ville de Grand port par rapport à l’épidémie de peste. Depuis le 2 septembre, il ne reste actuellement que 6 patients hospitalisés sur les 254 admis. 237 en sont sortis.

Depuis cette date, on recense 10 décès au total dans les hôpitaux de Toamasina et 2 décès à domicile. Le dernier décès date du samedi 21 octobre 2017.

 

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa