Filtrer les éléments par date : mardi, 24 octobre 2017

Voasambotry ny Fokonolona tany amin'ny Fokontany Ampahazony ity tovolahy ity, ny alatsinainy 09 oktobra 2017. Nampiahiahy ireo mponina tany an-toerana izy noho ireo fitaovana nentiny toy ny lapika, lapelina, gony sns.

Notazonina tao amin'ny biraon'ny Kaominina izy avy eo.

Naharay fitarainana ny Zandary fa nisy fasana miisa telo vaky tany Marosereza amin'ny Fokontany Ankazomenavony-Belobaka. Rehefa natao ny fanadihadiana dia i Daniel no namaky ny fasana.

Notazonina teny amin'ny tobim-paritry ny Zandary teto Mahajanga izy ny alin'ny 11 oktobra nifoha 12 oktobra saingy nitsoaka. Nitohy ny fikarohana ka tratra omaly alatsinainy 23 oktobra tany amin'ny fokontany Ambondrona i Daniel.

Natorony nony avy eo ny toerana nasiany ireo taolam-paty milanja 10 kilao. Vao hitadiavana mpividy ireto taolana ireto raha ny nambarany nandritra ny famotorana.

 

Publié dans Vaovao
mardi, 24 octobre 2017 22:28

Riposte Peste: Don du Maroc

Le Roi Mohammed VI du Maroc a envoyé 34 tonnes de médicaments, de dispositifs médicaux, et d'équipements de protection conformes aux normes de l'Organisation Mondiale de la Santé (OMS) à titre de don au peuple Malagasy pour faire face à l'épidémie qui sévit à Madagascar.

La réception s'est tenue aujourd'hui à l'aéroport international d'Ivato.

 

Publié dans Fil info

Un incendie a déclaré hier lundi 23 octobre à Anosinakoho Atsinanana carreaux 4 et 5.

Plus de 600 maison majoritairement des cases en bois ont été détruites.

La catastrophe a mis en touche près de 4000 personnes sans abris.

 

Publié dans Fil info

Manokatra sampam-piofanana momba ny fambolena azahoana Licence ny ivontoerana sahanin'ny Zezoita eto Fianarantsoa. Maherin'ny 120 ireo tanora liana amin'izany Institut Technique Supérieur Agricole izay manome vatsim-pianarana hoan'ny mpianatra 50 izany.

Miatrika fanadinana fifaninanana mandritra ny roa andro ny andiany faharoa amin'ireo nisoratra anarana eto Fianarantsoa sy hatrany amin'ny faritra efatra hafa manodidina.

Hivaly ao anaty ny herinandro arak'izany io fanadinana io ka hanomboka ny 14 novambra ho avy izao ny fampianarana.

Miara-miasa amin'ny toeram-piofanana ao Bevalala ny ITSA.

 

Publié dans Sociale
mardi, 24 octobre 2017 20:28

Morondava: Mahery vaika ny delestazy

Herinaratra 1MW amin’ny 2,250MW tokony hisy no tsinjaraina eto Morondava, vokatry ny fahasimban’ireo milina mpihary herinaratra an’ny Jirama. 
 
Mitaraina ny mpandraharaha, mitaintaina ihany koa ny mponina sao hampirongatra ny tsy fandriampahalemana izao zava-misy izao. 
Publié dans Tselatra
Voakasik’izany ireo sekoly izay nahato ka amin'ny 6 novambra vao hiditra hianatra araka ny vaovao ao amin’ny pejy facebook an’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena :
Publié dans Sociale
Voakasik’izany ireo sekoly izay nahato ka amin'ny 6 novambra vao hiditra hianatra araka ny vaovao ao amin’ny pejy facebook an’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena :
Publié dans Sociale

Natolotra an’i senatera vaovao Rivo RAKOTOVAO ny samboady manamarika fa nomen’ny filohan’ny Repoblika fahefana ho Loholona izy. Ity farany izay nisolo toerana an’i AHMAD, avy amin'ny faritra Boeny, izay lasa filohan’ny CAF.

Lanonana izay notanterahina tetsy amin’ny lapan’Antenimierandoholona io omaly alatsinainy 23 oktobra 2017.

Milaza ny tsy misy resaka fanoloana ny Filohan'ny Antenimierandoholona moa izy rehetra na dia fantatra aza ny kajikajy rehetra ao anatin'izany.
Vakiana fotsiny hoy ny fitenin'ny tanora. Izay ilay politikan'antitra be lainga sy tsy milaza izay tena tiana atao, ka mandray ny vahoaka malagasy ho zaza sy bado.

 

Publié dans Politique

Les 500 maisons, majoritairement des cases en bois des carreaux 4 et 5, ont été détruites. L'origine de cet incendie n'est pas encore connue. Les pompiers ont été impuissants face à l’ampleur des flammes.

Des milliers de sinistrés se retrouvent sans rien actuellement. On attend le bilan humain et matériel.

 

Publié dans Fil info
B1 - Polyclinique
B2 - Toa