Filtrer les éléments par date : samedi, 21 octobre 2017
samedi, 21 octobre 2017 21:22

Manakara: Miverina indray ny delestazy

Miaina fahatapatapahan-jiro ny eto Manakara tato anatin’ny efatra andro izay. Maharitra hatramin’ny ora efatra eo ny fahatapahana indraindray.

 

Publié dans Tselatra
samedi, 21 octobre 2017 21:21

Ambatoboeny: Masiaka ny dahalo

Nitrangana fanafihana mitam-basy tao amin'ny Fokontany Amboanio ao Madirovalo, Distrika Ambatoboeny tamin’ny alarobia 18 oktobra lasa teo.

Dahalo vitsivitsy no nanafika io tanàna io ka lasan’izy ireo tamin’izany ny omby miisa 10, izay an’ny Lehiben’ny Fokontany ; naratra vokatr'izany ny zanak’ity farany ary novonoin'izy ireo tamin’ny basy ilay Lehiben’ny fokontany.

Natao ny fanarahan-dia ka omby 5 no azo fa ny ambiny nanjavona niaraka tamin’ireo jiolahy.

 

Publié dans Vaovao

Ce Vazaha de 40 ans est décédé ce samedi vers 9h. Son corps est enterré ce jour-même au cimetière de Manangareza suivant le protocole sanitaire appliqué aux morts de la peste.

Cet étranger est gérant d'un restaurant à Ampanalana qui emploie une soixantaine de personnes.

 

Publié dans Fil info

Les familles qui utilisent les « fatana mitsitsy » ont réduit de 47% leur consommation en charbon, et 31% leur consommation en bois de chauffe.

Selon les analyses de WWF, la vulgarisation et la sensibilisation à l’utilisation des « fatana mitsitsy » permet de préserver environ 1000 hectares par année de forêt naturelle de la baie d’Ambaro, district d’Ambilobe.

Et une nouvelle campagne de vente se prépare déjà en 2017 - 2018 pour des résultats encore meilleurs.

 

Publié dans Sociale

Ahiana hitotongana hatrany amin’ny an-tsasany (50%) ny vokatra amin’ity taona ity amin’ny afitsoky ny karazana lolo izay manimba sy manapotika ny voly voatabia aty Alaotra amin’izao fotoana izao.

Ny lagaly no aretina mpahazo ny voatabia hatramin’izay fa sambany ity fisian’ny lolo mpanimba voly ity, ary lasibatra hatramin’ny voly laisoa ihany koa.

Velaran-tany 2000 hekitara any ho any no rakotra voatabia isan-taona aty Alaotra. Tafakatra 22.000 Ariary ny iray kesika, rehefa tsara ny tsena. Nisy ny atrik’asa notanterahana ny alakamisy 19 oktobra nijerena izay mety ho vahaolana hiadiana amin’io karazana lolo mpanimba voly io.

 

Publié dans Sociale

L’accident s’est produit sur son lieu de travail ce samedi matin 21 octobre vers 8h45.

 

Publié dans Fil info
samedi, 21 octobre 2017 19:28

Toamasina: La peste tue un français

Ce vazaha, concubin d’une femme malagasy habitant à Andalapasika, est décédé ce samedi 21 octobre 2017, vers 9h à l’hopitalibe. Le résultat de test à la peste est positif.

L’équipe du Bureau municipal d’hygiène de Toamasina se prépare pour l’enterrement suivant le protocole sanitaire y afférant.

 

Publié dans Fil info

Fahanginana tanteraka amin'izao ora izao.

Asitrika ny Filoha Zafy Albert.

Publié dans Tselatra

Mandeha Goma, hira maresaka, Ôsiky, jijy, Antsa

Lanjaina miazakazaka ny Razana, mifanolosolo ny Lehilahy.
Ny Andrambavy manesy, milomay, mandihy, magnano kisialy, manaraka pepeky sy mitehatehakira amin'ny tanana.

Tsy hira malefaka na kalokalo no atao satria pot d'adieu no hilazana azy, tsy mitomany intsony eo satria mifanao veloma hifankahita indray any ankoatra.

 

Publié dans Tselatra
samedi, 21 octobre 2017 16:38

Betsiaka: Marche Funèbre

Manantanteraka ny fanomezam-boninahitra ny Filoham-pirenena nihilana ny Foloalin-dahy, hita eto ny Miaramila, ny Mpilatsaka amin'ny elon'aina, ny Tafika andranomasina, ny Tafika an-tanety, ny Zandarmariam-pirenena.

Mangina tanteraka ny rehetra, maro ny tsy mahatana ranomaso, fa mitomany mangina avokoa.

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 3
B1 - Polyclinique
B2 - Toa