Filtrer les éléments par date : lundi, 02 octobre 2017

Suite à une fusillade depuis une chambre d’hôtel Casino Mandalay Bay cette nuit, dimanche au lundi, le massacre a fait 50 morts et 200 blessés parmi les festivaliers en plein air de musique country.

Un homme de 64ans, a été abattu par des policiers et sa compagne est recherchée avec deux véhicules associés au tireur.

 

Publié dans Internationale

Suite à une fusillade depuis une chambre d’hôtel Casino Mandalay Bay cette nuit, dimanche au lundi, le massacre a fait 50 morts et 200 blessés parmi les festivaliers en plein air de musique country.

Un homme de 64ans, a été abattu par des policiers et sa compagne est recherchée avec deux véhicules associés au tireur.

 

Publié dans Fil info

Namoaka fanambarana ny ministeran'ny fanabeazam-pirenena fa "mba ho fanohizana ny fanadiovana ny sekoly (Miankina na tsy miankina amin'ny Fanjakàna) dia hahato ny fampianarana amin'ireto toerana voalaza ireto amin'ity herinandro ity (03 hatramin'ny 06 oktobra 2017):

Publié dans A la Une
lundi, 02 octobre 2017 22:00

Peste: Des cas suspects à Fianarantsoa

Le Préfet de Fianarantsoa fera le point de la situation demain mardi 3 octobre.

 

Publié dans Fil info
lundi, 02 octobre 2017 21:54

Rah-Ckiky: Efa afaka misakafo kely

Manohy fitsaboan-tena ao amin’ny hopitalibe Toamasina ilay mpanakanto Rah-Ckiky na Razafimamy Christian taorian’ny ratra nahazo azy raha nisy nanafika tamin’ny sabatra tao an-trano fonenany izy ny alahady 1 oktobra teo, vao mangirandratsy.

Efa manomboka misakafo ny tenany, hoy ireo namany, tonga namangy azy tao amin’ny hopitaly.

 

Publié dans Tselatra
Toutes les écoles sont désinfectées.
Publié dans Fil info

Manahy ireo mpandraharaha lodsia sao hiantraika amin’ny fanondranana ny fisian’ny valanaretina pesta.

 

Publié dans Tselatra

Ny faran'ny herinandro teo izy ireo no tsaboina sy arahi-maso ara-pahasalamana ao amin'ny hopitalibe Toamasina.

Noho izy ireo nifampikasokasoka tamin'ireo mararin'ny pesta no nahazoan'ireto dokotera ireto ny aretina.

 

Publié dans Tselatra

Tapitra anio ny 72ora nomen’ny mpianatra hamahana ny fitakian’izy ireo, hamoahana vatsimpianarana sy ny fipetrahana amin’ny trano fonenana.

Nafana ny fitokonan’ny mpianatra ny zoma lasa teo, niafara tamin’ny fandorana fiara 4X4 fitondran’ny filohan’ny oniversite.

Mitangorongorona hanohy fitokonana ireo mpianatra amin’izao. Efa miatrana eny an-toerana koa anefa ny Emmo-Reg.

 

Sary: Trano mbola tsy avela hipetrahana satria tsy misy jiro sy rano hoy ny mpitantana

 

Publié dans Tselatra

Nisokatra ny 20 septambra teo ny taom-piotazana jirofo aty Atsimo Atsinanana. Tsara ny vokatra tamin’ity, na dia efa toy izany aza ny tamin’ny taon-dasa. Mahazatra ny tantsaha aty an-toerana mantsy, dia tsy misesy fa isaky ny roa taona eo no ahazoana vokatra toy izao ny jirofo aty amin’ity faritra ity.

11.000 Ariary ny kilaon’ny jirofo tamin’ny andro nisokafan’ny tsena. Tafakatra 14.000 Ariary izy amin’izao, ary mety mbola hihoatra lavatra an’izany, satria mbola any amin’ny fiandohan’ny taona, na volana febroary any vao mifarana ny taom-piotazana.

Publié dans Economie
Page 1 sur 3
B1 - Polyclinique
B2 - Toa