Filtrer les éléments par date : jeudi, 19 octobre 2017

Mitohy ny fandraisana andraikitra amin'ny distrika dimy isehoan'ireo tranga mampiahiahy amin'ny valanaretina pesta. Eo ny fanadiovana, misy ny fandrarahana ranom-panafody mamono parasy, ankoatry ny fanadiovana.

Ambonin'izay dia saika manaraka ny fitsaboana avokoa ireo olona noraisina an-tanana eny amin'ny tobi-pahasalamana.

46 no isan'ireo mbola manaraka fitsaboana amin'izao fotoana izao, 57 kosa ireo efa namonjy ny tokantrano sy fiaraha-monina misy azy ireo taorian'ny fandraisana an-tanana.

Publié dans Sociale

Ireo tany tsy dia kitihin’ny tompony loatra no kendren’ireto mpisoloky ireto. Savainy any amin’ny sampandraharahan’ny fananantany, anaovany kara-panondro hosoka ny tompony, ary ahavitan’izy ireo “certificat de situation juridique” ilay tany. Andefasan’izy ireo filazana an-gazety ny tany isarihana mpividy.

Saika hivarotra tany mirefy 3 ara 85 eny Ivandry, hamidy 70 tapitrisa Ariary ary efa nandraisany vodiondrim-barotra 2 200 000 Ariary izy ireo no tra-tehaka.

Nahitana karapanondrom-pirenena hosoka marobe sy taratasy tany maromaro hosoka tany amin’izy ireo.

 

Publié dans Tselatra

Le poste de vice-président au titre de la province de Mahajanga reste vacant après le départ de Ahmad à la Confédération africaine du foot-ball. L’élection pour compléter le bureau permanent du Sénat est inévitable.

 

Publié dans Fil info
jeudi, 19 octobre 2017 20:20

Un sénateur remplace un référendum

L’épidémie de peste a mis au 2nd plan le rêve du Président de la République d’amender la Constitution. Le Chef de l’Etat voudrait changer la loi fondamentale selon ses besoins politiciens.

A l’image de celui qui va confectionner un costume chez le tailleur, après les prises de mesure (propagande), il y a les premiers essais (investiture) et les secondes vérifications (modification constitutionnelle) pour faire un habit à sa taille!

Après plusieurs semaines d’atermoiements et face aux critiques de toute part, le pouvoir HVM semble trouver la solution idoine pour éviter un référendum constitutionnel : nommé le premier responsable du parti au pouvoir Rivo Rakotovao au poste de Sénateur de Madagascar en remplacement d’Ahmad, parti au Caire comme président de la Confédération Africaine de Football (CAF).

Cette entrée du bras droit de Hery Rajaonarimampianina à l’hémicycle d’Anosikely et surtout son éventuel devenir de président du Sénat permettra au Chef de l’Etat de démissionner de son poste en toute sérénité, avant sa candidature à la prochaine élection présidentielle, selon l’alinéa 2 de l’article 46 de la Constitution de 2010, car le chef de la Chambre Haute est tout simplement son « alter ego ». Alors à quoi bon de jeter de l’argent par les fenêtres pour organiser un référendum.

Publié dans Editorial
jeudi, 19 octobre 2017 18:07

Ambilobe

Ambilobe 19 octobre 2017

 

Publié dans Fil info

Ny alarobia 18 oktobra dia namory ny naka hevitra tamin'ny sehatr'asa fanaovan-gazety ny CENI.

Samy namoaka ny ahiahiny ny rehetra, teo ihany koa ny tsikera hitan'ny mpanao gazety eo amin'ny resaka fifidianana.

Izao moa no natao hoy ny Filohan'ny CENI, dia mba isian'ny mangaraharaha ka ialana amin'ny korontana ao aloha, mandritra indrindra aorian'ny fifidianana.
Efa vonona avokoa ny fandaminana ny fifidianana Filoham-pirenena amin'ny 2018 hoy hatrany Yves Herinirina RAKOTOMANANA, filohan'ny CENI, mitentina eo amin'ny 40 miliara ariary ny teti-bola homanina amin'izany.

 

Publié dans Politique
jeudi, 19 octobre 2017 09:42

MLM: Convoqué à la ZP Betongolo

Suite à la plainte déposée par Lalatiana Rakotondrazafy, Mahery Lanto Manandafy est convoqué par la gendarmerie à Betongolo.

 

 

Publié dans A la Une