Filtrer les éléments par date : mercredi, 18 octobre 2017

Natao io harivan'ny alarobia 18 oktobra io ny fihaonana teo amin'ireo mpamily fiara karetsaka sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, izay notarihan'i Ben'ny Tanàna Lalao RAVALOMANANA.

Nitsipaka ny fisian'ny OMAVET ny avy amin'ireo Taxi, izay notarihin'i ramatoa Clémence, filohan'ny sendikan'ny Taxi.

Tsy nisy ny marimaritra iraisana ka dia nivoaka ny trano ireo mpitatitra Taxi, ka nianjaka irery teo ny Ben'ny Tanàna sy ny mpiara-miasa taminy.

Raha namory ny mpanao gazety teo ivelan'ny lapan'ny Tanàna anefa ireto Taxi dia tampoka teo dia noentina nirifatra niala ny faritra i ramatoa Clémence noho ny antony tsy dia fantatra loatra.

Nisy ve ny didy ampisambotra azy?

 

Publié dans Vaovao
mercredi, 18 octobre 2017 22:10

Mahajanga : Tapatapaka lava indray ny jiro

Misedra fahasahirana amin’ny rano sy jiro ny eto Mahajanga tampon-tanàna nanomboka ny faran’ny herinandro iny. Matetika ny fahatapahana, raha ny jiro izao dia mila ho in’enina tapaka ao anatin’ny iray andro.

Fahasimbana milina mpihary herinaratra no voalaza fa antony.

 

Publié dans Tselatra

Le Consul des Comores a rassuré le Chef de région Boeny, Said Ahmad Jaffar que les voyageurs venant de Mahajanga sont pris en charge par une équipe sanitaire une fois arrivés aux Comores et que les produits périssables ne sont pas conseillés car toutes les marchandises sont désinfectées et le bateau également.

Le directeur de l’Agence portuaire maritime et fluviale Mahajanga, Maurice Tianjara, de son côté a ajouté qu’une réunion va se tenir demain au bureau de la Préfecture, dirigée par le Préfet de Mahajanga et à laquelle participe le Consul des Comores, les responsables de APMF et les acteurs du transport maritime et fluvial pour expliquer les lois et textes réglementaires régissant le secteur.

 

Publié dans Fil info

Nitsidika sy nampahery azy ireo teny amin’ny CHAPA (Centre Hospitalier Anti-Pesteux d’Ambohimiandra) androany ny minisitry ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrimpanjakana Rahajason Harry Laurent sy ny filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara Rakotonirina Gérard.

 

Publié dans Tselatra

Le 19è Congrès du Parti Communiste Chinois (PPC) a débuté ce mercredi 18 octobre 2017 dans la Capitale chinoise, à Pékin.

Le président de la République populaire de Chine Xi Jinping se trouve être réconduit pour un 2è mandat.

Le congrès se réuni tous les 5 ans, et c'est un rassemblement grandiose de tous les responsables du parti venant de toutes les régions de la Chine.

En cette occasion, la classe dirigeante de la Chine va être renouvelée.

Publié dans Internationale

Une équipe composée du Dr Yves Poncelin de Raucourt et du Dr Alban Forel, médecins urgentistes, accompagnés de Mme Thérèse Darmedru, infirmière en anesthésie-réanimation, sera placée sous la gestion directe du Ministère de la Santé de Madagascar afin de constituer un dispositif de type SAMU.

Essentiel pour la qualité et l’efficacité de la riposte dans la capitale et déterminant pour parvenir à enrayer la progression de l’épidémie, ce dispositif permettra de contribuer à une prise en charge plus rapide et structurée des cas suspects et au contingentement de l’expansion de la maladie.

La mise en place d’un « Samu Peste » vise à donner une cohérence à l’ensemble des mesures déjà prises par les autorités malagasy concernées, notamment la mise en service d’un nouveau numéro centralisé « urgence peste 910 » et la coordination à Antananarivo par le ministère de la santé publique de Madagascar d’un dispositif de 6 cliniques mobiles (ambulances) pour prendre en compte les cas suspects.

(Source : https://mg.ambafrance.org/-Francais- )

Publié dans Fil info

La deuxième session parlementaire démarre timidement à Tsimbazaza. Conférence des présidents cet après-midi pour définir l’ordre du jour.

(Photo Archives Sobika ouverture de la session 17 octobre 2017)

 

Publié dans Fil info

Niakatra fitsarana omaly talata 17 oktobra ireo 3 lahy mpianatry oniversiten’i Mahajanga, voasaringotra tamin'ny resaka doro trano teny amin'ny campus Ambondrona. Afaka madiodio ny iray ary tazomina am-ponja vojimaika kosa ny roa.

Tsy faly tamin’ny fanapahan-kevitry ny Filankevi-pitantan’ny oniversite, nanala ny mpianatra rehetra teny amin’ny toeram-ponenana ireto mpianatra ireto, ka nandoro trano tamin’ny zoma 13 oktobra 2017 lasa teo. May tamin’izany ny Bloc 16, teo ampikasana ny handoro ny Bloc 15 izy ireo no tra-tehaky ny mpitandro ny filaminana.

 

Publié dans Tselatra
mercredi, 18 octobre 2017 18:10

Sambava: Miverina ny fitsaram-bahoaka

Lehilahy iray, 38 taona, no maty novonoin’ny Fokonolona androany alarobia 18 oktobra tamin’ny fiandohan’ny tolakandro teo, noho izy voatondro ho namono ny sipany tao Antsaborara Kaominina Farahalana.

Omaly atoandro vao hita ny vatana mangatsiakan’ilay tovovavy antsoina hoe Lydia, 24 taona, izay namela kamboty iray, ary efa simba ny razana tamin'ny nahitana azy.

Nisy nanome vaovao fa nifamaly izy roa, efatra andro lasa izay, ary taorian’io dia tsy hita intsony ity tovovavy ity. Raha vao nahare izany ny fianakaviana dia nitady ilay sakaizany saingy nitsoaka ity farany.

Androany tolakandro anefa dia nisy ankizivavy kely nandalo tao amin’ny tanàna atao hoe Anjiakely, toerana nihafenan’ilay rangahy. Niangavy ilay ankizy ity farany mba hividy mofo ho azy fa noana izy.

Publié dans Vaovao

Selon les rites funéraires Sakalava, le cercueil est transporté sur leurs épaules et non en voiture, une fois arrivé à Ambilobe.

 

Publié dans Fil info
Page 1 sur 4
B1 - Polyclinique
B2 - Toa