Filtrer les éléments par date : samedi, 14 octobre 2017

La dépouille de l'ancien président Zafy Albert quittera Antananarivo par voie terrestre après un culte œcuménique dirigé par le FFKM au Palais des sports de Mahamasina, pour rejoindre Betsiaka District d'Ambilobe, Région DIANA là où il va se reposer pour l'éternité.

 

Publié dans Fil info
samedi, 14 octobre 2017 18:55

Ivato

Arrivée de la dépouille de l'ancien président Pr Zafy Albert

 

Publié dans Fil info

L’élection des six vice-présidents et deux rapporteurs du Conseil du Fampihavanana Malagasy se déroule en ce moment à son siège à Ampefiloha.

Rappelons que Maka Alphonse est élu, au deuxième tour, président de cette institution, lors du vote secret qui s’est tenu hier. Il a obtenu 19 voix contre 14 pour son concurrent direct, Rabe Olivier Landry.

Conseil du Fampihavanana Malagasy est composé de 33 membres, dont 22 représentants des 22 régions et 11 nommés par le président de la République.

 

Publié dans Fil info

Efa tsy misy mpijery intsony ny mponina ety amin'ny faritra iva, fa zary atao fanaovana propagandy sy taon-dasa tsy tsaroana hatrany.

Tsetsina avokoa ny lakan-drano, miavosa ny fako tsy misy mpaka, feno rano maloto ny helakela-trano rehetra, ny mponina rahateo mahantra ny maro.

Feno voalavo arak'izany ny tanàna, izay miloko manopy mavokely ka mampiahiahy ny mponina. Tokony hisy ny fanaraha-maso eo anivon'ny fokontany sy ny Kaominina, mba tsy ho variana manondraka ranom-panafody fotsiny, fa hamongotra ireny voalavo ireny ary anala ny fako izay mitoby.

Tokony ho mailo ihany koa ny mponina fa misy ny mpisandoka mody mandraraka fanafody kanefa mangalatra ny ao an-tokatrano.

Itrangana vakitrano sy tsy fandriam-pahalemana hatrany ireo faritra iva ireo, ka na ny polisy aza tsy sahy miditra eny akory.

 

Publié dans Sociale

Tsy tanteraka noho ny Fisaonana eto amin'ny Firenena tamin'ny nahalasanan' Filoha teo aloha Zafy Albert ary noho ny fisian’ny Pesta.

Nofoanana ny famoriam-bahoaka teny Antaninarenina omaly zoma 13 oktobra, toerana misy ny tsangam-baton’Andriamatoa Philibert TSIRANANA izay Filoham-pirenena tamin’ny Repoblika voalohany.

Efa nisy ny fanatsarana io tsangam-bato io ary anisan’izany ny fandokona azy izay kasaina hanokanana azy omaly ka dia ahemotra amin’ny fotoana manaraka no hanatanterahana izany.

Raha tsiahivina dia io daty io no nanaovana sonia fa mahaleo-tena i Madagsikara, ary nitsangana ny Repoblika Malagasy, izany hoe io daty io izany no tokony ho 26 jona hoy ny fianakavian’i TSIRANANA sy ny antoko PSD.

 

Publié dans Politique
samedi, 14 octobre 2017 10:06

Mpianatra nandoro trano: Telo voasambotra

Nanapa-kevitra ny Filankevim-pitantanan'ny oniversiten’i Mahajanga fa miala amin’ny toeram-ponenana avokoa ny mpianatra, mandra-pisy fandaminana vaovao. Nisy andiana mpianatra nanohitra izany ary nahavita nandoro ny trano. May Bloc 16, saika mbola hanohy ny fandorana trano hafa izy ireo no tonga ny mpitandro ny filaminana nisambotra. Mpianatra telo lahy no voasambotra omaly zoma 13 okobra 2017.

 

Publié dans Tselatra

Madagascar devient, le 14 octobre 1958, une République membre de la Communauté française.

Ce 14 octobre là, Philibert Tsiranana est élu président de la nouvelle République Malgache.
Proclamation du président Norbert Zafimahova, président du Congrès des assemblées provinciales.

 

Publié dans Fil info

Tous les Malagasy et amis de Madagascar de la Réunion se sont rués vers la Commune de Prima en solidarité et en deuil avec la famille et le Peuple Malagasy tout entier à la disparition de l'ancien Président de la République Albert Zafy.

Le corps quittera La Réunion cet après midi de samedi et arrivera à Ivato en début de soirée.

Albert Zafy sera reçu avec tout l'honneur d'un Président de la République dès son arrivée, et rejoindra sa maison familiale Villa la Franchise Ivandry.

Dimanche 15 octobre, tout le monde pourra rendre un dernier hommage au Palais des sports Mahamasina.

A cause de l'épidémie de la peste, chacun rend hommage au défunt et présente ses condoléances à la famille sans se donner les mains et sortira directement du Palais.

Un deuil national est décrété et les Drapeaux seront en berne.

 

Publié dans Fil info

Vao nahare ny fahalasanan'i Filoha teo aloha Zafy Albert, izay notsaboina tao Saint Pierre La Réunion ireo Malagasy sy vahiny monina any, dia nidodododo nifanome tanana tamin'ny fianakaviana.

Publié dans A la Une
B1 - Polyclinique
B2 - Toa