Filtrer les éléments par date : dimanche, 01 octobre 2017

Mitebiteby ny ray aman-dreny maro, indrindra ny eto Antananarivo, manoloana ity valanaretina pesta ity. Halefa any ampianarana ve ny ankizy rahampitso sa tsia ? Ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Paul Rabary manamafy ao amin'ny pejy fesibokiny fa "miditra ny mpianatra manerana ny Nosy manomboka ny 2 oktobra".

Nampiany fa "Tohizana ny fanadiovana ny eny an-tsekoly toy ny isan-taona ary hamafisina izany indrindra amin'izao vanin'andron'ny pesta izao. Raha sanatria misy mpianatra maneho iray amin'ireo fambara amin'ny aretina pesta (mikohaka, misy fivontosana eo amin'ny helika, tenda sy foto-pe, mandrehoka ra, manavy, marary tratra...) dia mampilaza haingana ny talen-tsekoly izay hitondra haingana eny amin'ny tobim-pahasalamana".

 

Publié dans Tselatra
dimanche, 01 octobre 2017 22:48

Antananarivo: Attention, la peste tue encore

Contrairement aux déclarations du gouvernement que l’épidémie de la peste pulmonaire est circonscrite, des décès et plusieurs cas confirmés sont recensés dans la Capitale, en particulier à l’hôpital d’Ambohimiandra, dans le 2ème Arrondissement.

À Toamasina, cinq médecins ont contracté la maladie. Ils sont actuellement sous surveillance à l’hopitalibe. Deux autres sont en attente de résultats d’analyse, pour savoir si eux aussi ont contracté la peste.

Dans ce contexte, le port de masque est recommandé par les médecins épidémiologistes.

Publié dans Fil info

C'est le contenu de l'Avis aux apprenants de l'Alliance Française de Tananarive, Aft Andavamamba Antananarivo publié dans sa page facebook.

 

Publié dans Fil info

Sady manimba ny endrik’i Toamasina no miteraka loto eny amoron-dranomasina ary fiaronana amin'ny fiparitahan'ny valan’aretina no nandravan’ny Kaominina ireo trano “sachet” ireo. Efa fanindroany ny hetsika toy izao tamin’ity taona ity.

 

Publié dans Vaovao
dimanche, 01 octobre 2017 19:45

Toamasina: Attaque chez le chanteur Rah-Ckiky

Vers 3h du matin ce dimanche 1er octobre, 02 individus ont pénétré de force chez le chanteur créateur de la chanson "Au secours Soamahamanina", Rah-Ckiky, de son vrai nom Razafimamy Christian, ils l'ont agressé avec des sabres sur la tête, l'épaule et dans le dos.

Rien a été volé dans la maison. Le chanteur a reçu des menaces plusieurs semaines déjà de retirer la chanson pour la lutte des villageois de Soamahamanina contre l'exploitation aurifère dans leur terre.

Il a été hospitalisé à l'Hopitalibe de Toamasina.

 

Publié dans Fil info
dimanche, 01 octobre 2017 18:16

Toamasina: Efa manomboka miresaka i Rah-Ckiky

Mbola tena reraka saingy efa manomboka miresaka ilay mpanakanto Rah-Ckiky na Razafimamy Christian ao amin'ny hopitalibe Toamasina. Naratra mafy voafira sabatra teo amin'ny faritry ny lohany sy sorony izy nandritra ny fanafihana nataona lehilahy roa niditra ny tranony androany tamin'ny 3 ora maraina.

 

Publié dans Tselatra

Nisy hazakazaka niarahan'ireo Polisy rehetra namakivaky ny tanàna ny asabotsy 30 septambra maraina.

 

Publié dans Tselatra

Nisy nanafika tao antranony androany alahady 01 oktobra tamin'ny 3 ora maraina i Rah ckiky.

Izy moa dia mpihira malaza, ilay namorona ilay hira hoe "Vonjeo Soamahamanina".

Miady aman'ny fahafatesana izy ankehitriny ao amin'ny Hopitaly Be Toamasina.

Vao naheno ny vaovao, dia tonga avy hatrany nifanome tanana amin'ny fikarakarana, ny Solombavambahoaka Irmah Naharimamy, sady Secrétaire nationale n'ny TGV, niaraka tamin'ireo mpikambana maro ao amin'ny TGV sy Mapar Toamasina.

 

Publié dans A la Une
B1 - Polyclinique
B2 - Toa