Mondial 2018

    • vendredi, 15 juin 2018 19:36
    • Sary Net

    Kitra - Mondial 2018: Tsara fanombohana ny Rosiana

    Nomontsanin’ny Rosiana tamin’ny isa mavesatra 5 noho 0 i Arabia Saodita tamin’ny lalao voalohany natrehin’ny roa tonta androany ao amin’ny vondrona A, sady nisantatra ity fifaninanana iadiana ny tompondaka erantany amin’ny baolina kitra tanterahina any Rosia ny 14 jona ka hatramin’ny 15 jolay 2018 ity.    
    Lire la suite ...
    • vendredi, 15 juin 2018 19:22

    Kitra-Mondial 2018: Rosia # Arabia Saodita no hisantatra ny fifaninanana

    Hanomboka ofisialy anio tolakandro ny Mondial 2018 amin’ny taranja baolina kitra, izay tanterahina any Rosia. Lalao tokana no hatao anio, aorian’ny lanonanam-panokafana dia ny fihaonan’i Rosia sy Arabia Saodita. Marihina fa mitovy ny ora aty Madagasikara sy any Rosia.  
    Lire la suite ...
Page 4 sur 4