Kitra-Mondial 2018: Votsotra tanteraka teo ampelan-tanan’i Allemagne ny amboara

  • jeudi, 28 juin 2018 09:22
  • Sary Net

Vita hatreo ny Mondial 2018 ho an’i Allemagne. Resin’i Corée du Sud tamin’ny isa 2 noho 0 i Allemagne omaly alarobia 27 jona, faharesena in-droa misesy midika fa dia mangoron’entana.

Tsy nahavita niaro ny anaram-boninahitra teo ampelan-tanany, amin’ny maha tompondaka erantany azy i Allemagne.

(Jereo sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.