Ambatondrazaka: Noraisin’ny Governoran'ny Faritra an-tanana ny fanalana ny fako mivangongo isa-pokantany

  • jeudi, 27 août 2020 22:11
  • Sary nindramina

Natomboka androany avy hatrany ny fanalana sy fitaterana ireo fako mivangongo isaky ny Fokontany aty Ambatondrazaka.

Mandray an-tanana izany ny Governoran'ny Faritra Alaotra Mangoro, ho tan-tsoroka amin’ny fiadidina ny tanànan’Ambatondrazaka.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.