Andilamena: Voasambotra ireo andian-jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana

  • mardi, 19 mai 2020 20:58
  • Sary nindramina

Andian-jiolahy ao anatin'ilay fikambanana « Vatolampy » malaza ho mpilalao ody bala eto Andilamena izy ireo. Isan’ireo nanafika tao Mahatsara Kaominina Antanimenabaka ny alin’ny 10 may 2020, izay naharatrana raim-pianakaviana iray nofirain’izy ireo zava-maranitra ny lohany, ary nahaverezana entana sarobidy sy firavaka volamena ary vola 200 000 Ariary.

Voasambotra omaly ny sivy tamin’izy ireo ary anatin’ny famotorana azy ireo ny Zandarimariam-pirenena ankehitriny.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.