Coronavirus: Miato ny famangiana voafonja ataon’ny fianakavian’izy ireo

  • lundi, 23 mars 2020 21:14

Namoaka NAOTY ny ministeran’ny Fitsarana mirakitra ireo fepetra ho raisina eny amin’ireo sampan-draharaha rehetra manerana ny Nosy, ho fisorohana ny fihanaky ny valanaretina coronavirus.

Anisan’izany ny fiatoan’ny famangiana ny voafonja ataon’ny fianakavian’izy ireo. Mitohy hatrany kosa ny fanaterana ny sakafon’ny voafonja.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.