Betsiboka: Naato avokoa ny fampianarana

  • mardi, 11 août 2020 15:25
  • Zakaria

Nanapa-kevitra ny DRENETP Betsiboka fa miato avokoa ny fampianarana sy ny sekoly rehetra, na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana, mandra-pisian'ny toromarika vaovao indray. Misy ny tenimita mamaritra izany.

Ny antony dia noho i Betsiboka isan’ireo Faritra mbola misonga ny valanaretina coronavirus, na tafiditra anatin'ny "Phase de croissance épidémique", araka ny nambaran’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny alin’ny alahady 9 aogositra lasa teo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.