MBS Anosipatrana: Alain'ny Kaominina ny trano

  • mardi, 11 août 2020 12:25
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Araka ny taratasy fampilazana ny talen'ny Orinasa serasera MBS, izay manana ny foiben-toerany etsy Anosipatrana, avy amin'ny Ben'ny Tanàna Antananarivo Renivohitra, tamin'ny 30 jolay 2020, dia mandrava ny fifanarahana fampanofana maharitra (Bail emphytéotique), izay natao ny 08 aogositra 2000, fa misy ilany manokana ny trano.

Omeny 6 volana ireo mpanofa hiala amin'ny toerana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.