Andranomena-Antananarivo: Mpitondra scooter maty voahitsaky ny kamiao

  • vendredi, 08 mai 2020 20:21
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nandriaka ny rà teo amin’ny arabe « digue » Andranomena afaka ny tetezana mandika ny reniranon'i Mamamba, io takariva io. Lehilahy iray, nitondra moto scooter, no maty tsy tra-drano voahitsaky ny kamiao lehibe.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.